Marina zany, anontanio Benoit...
1. Mifenty
(
19/04/2005 21:33)
TEna faly kosa aloha aho eh. faly ary mi féliciter ny katolika rehetra aho amin'ny fahazoanareo Papa vaovao. Avy niala fiandrasana tamin'i Paoly isika dia indro tonga i Benoit.
Miarahaba anareo ary mahereza daholy eh.
Tena marinaa izany!!!! Anontanio Benoit.
Miarahaba anareo ary mahereza daholy eh.
Tena marinaa izany!!!! Anontanio Benoit.
répondu par dadabe le 23/04/2005 05:51
2. pika
(
20/04/2005 06:33)
misaotra @ ilay fiarahabana. saingy marihiko kely hoe rehefa ray aman-dreny dia iraisana daholo na an'iza io na an'iza.
3. ravatorano
(
20/04/2005 08:14)
misaotra amin ilay fiarahabana nahazahoanay katolika ny Papa vaovao Benoit XVI na dia somary teny misy fanarabiana ihany aza amin ilay farany hoe anontanio Benoit izay hiran Ingahy Jeneraly namana mahafinaritra b izay.
4. Mifenty
(
20/04/2005 10:54)
>>ravatorano ah
aza sensible otranio kle. Tsy manaraby aho ka.
Manaraby v oatra ra miteny talou oe Andraso eo Paoly?
fiteny fotsiny io.hihi
aza sensible otranio kle. Tsy manaraby aho ka.
Manaraby v oatra ra miteny talou oe Andraso eo Paoly?
fiteny fotsiny io.hihi
5. dadabe
(
20/04/2005 13:38)
de rahoviana zany ny arozazy?
mifenty>ary iza lety ny an'ny kanterbory??
mifenty>ary iza lety ny an'ny kanterbory??
12. ravatorano
(
22/04/2005 05:49)
mopera aloha mahay divay eh tsy lainga iny
ny arozazy indray iny dia ny vavaka no atao mafimafy fa izay no mety amin ilay sehatra
ny arozazy indray iny dia ny vavaka no atao mafimafy fa izay no mety amin ilay sehatra
13. Mifenty
(
22/04/2005 08:43)
marina mitsy nendra fijo le
refa le manao recollection eny soavimbahoaka ao amindry frera de tsy maintsy mba midizina kely kou
nen-dravatorano ndray ny arozazy hono dia alim-bavaka sy fifadian-kanina hihihihi malatsaka.