lava sy fohy

1. rpk ( 20/04/2005 16:45)
Inona ary izany: mipetraka izy lava, mitsangana izy fohy? ze mahita ny valiny de...
répondu par dadabe le 13/05/2005 14:02
2. annie ( 20/04/2005 17:00)
alika
3. rpk ( 20/04/2005 17:14)
annie:

alika


tena sûr ve enao? saika zao mantsy ny tohiny...we ze mahita ny valiny de mety mitovitovy aminy
:lol:
4. iartistika ( 20/04/2005 17:26)
de ahoana koa zany mifanalika zany lé!
5. cutie ( 20/04/2005 18:13)
6. mishou ( 20/04/2005 18:56)
za aloha tsy hiteny fa zay ve ampitovianareo @ le izy nefa izay sady manja no gasy no henjy be mihitsy
:°) 8-) :wink: :lol:
7. maditra ( 20/04/2005 19:06)
moramora ihany ry rpk fa misy tsy mahatanty an'izany ange!
8. Veloo ( 20/04/2005 20:19)
tssssss tsy dia lasa ndray zany blague zany kle afa moa atao e
9. sera ( 21/04/2005 04:58)
alika satria refa mipetraka d lava d refa mitsangana d fohy jereo ange eh :-D
10. annie ( 21/04/2005 06:27)
ratsy toetra sy ratsy loha enao!
11. dadabe ( 21/04/2005 07:20)
mishou>soa ihany fa tsy niteny njy a :wink: + (l) + :-*
12. rpk ( 21/04/2005 08:26)
ka betsaka angé ny valiny e! aza mora tezitra :D
13. majakely ( 21/04/2005 12:01)
Rpk ,ary aza ampitoviana amin'olona ary ,fa ampitovio aminao ihany .....de amin'izay tsy misy olana ! :wink:
14. majakely ( 21/04/2005 12:03)
Rpk ,ary aza ampitoviana amin'olona ary ,fa ampitovio aminao ihany .....de amin'izay tsy misy olana ! :wink:
15. sasa ( 21/04/2005 12:47)
Izany koa ve dia tsy hainareo e; nareo tssssssss
ny valiny rpk, jereo rpk rehefa mipetraka dia lava fa rehefa mitsangana i rpk dia fohy. :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
16. sonwin ( 21/04/2005 15:05)
:-D :-D
17. sonwin ( 21/04/2005 15:06)
:-D :-D
18. sonwin ( 21/04/2005 15:07)
:-D :-D
19. rurik ( 03/05/2005 15:41)
inona aloha ilay rpk fa tsy haiko e? :(
20. dadabe ( 03/05/2005 15:47)
resa-po...kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2628