special Benoit XVI

1. ari.malala ( 20/04/2005 10:30)
Benoit XVI vient d'être élu...

Mais souvenons-nous de quelques papes qui ont marqué l'histoire :
# Le Pape Illion, le plus éphèmère de nos papes.
# Le Pape Illiotte, au moeurs légères.
# Le Pape Petier, grand imprimeur de bible.
# Le Pape Hié, grand pourvoyeur du précédent.
# Le Pape Hyrus, antique pape d'origine égyptienne.
# Le Pape Yélizt Hing, un asiatique tolérant le piercing.
# Le Pape Arazi, célèbre pour ses portraits.
# Le Pape Ou, venu de lointaines contrées.
# Le Pape Atango Charlie, dit "A380", disparu dans les Bermudes.
# Le Pape Annoel, petit barbu rougeot.
# Le Pape Poteur, grand Orateur .
# Le Pape Ibrossar, maìtre de L'épice.

novalian'i sasa ny 18/05/2005 10:17
2. Mifenty ( 20/04/2005 10:56)
pape Benoit, fils de joseph et marie. l'illusion
3. sechat ( 20/04/2005 11:20)
héhéhé
4. kevin11 ( 20/04/2005 12:18)
Félicitations à nous tous catholiques pour le PAPE BENOIT XVI
Mamonjy lamesa daolo @ lahady an
5. dadabe ( 20/04/2005 12:20)
zah tsy kopyyyyyy :twisted:
6. milaimix ( 20/04/2005 13:43)
salut daholo! arabaina zany nareo katolika fa nahazo mpitondra vaovao , fa izao anefa sao dia ilay mpitondra nolasa zava-dehibe fa tsy ilay ANDRIAMANITRA nanao ny lanitra sy ny tany , samia mahery tsara ary amin'ny fanompoana an'ANDRIAMANITRA. izay fa bye daholo e!
7. dadabe ( 20/04/2005 13:52)
izay aho vao kopy amin;ny le resaka benoit :D
8. maditra ( 20/04/2005 17:25)
Benedict en Francais fotsiny io ry dadabe an, fa tsy haiko mahatonga azy ho miova be otran'izao.
9. Veloo ( 20/04/2005 20:21)
dadabe a tsssss enao kosa wa tara train e :lol: :lol: ka efa momban'ny ny papa rehetra knou ...
Milaimix a marina ny anao... :wink:
10. sasa ( 21/04/2005 12:41)
Marina daholo izany taloha dia andraso eo Paoly fa izao indray anontanio i Benoit :lol: mivavaka doly isaky ny alahady an manomboka izao
11. ari.malala ( 25/04/2005 13:48)
tsy kôpy dadabe fa in? zinga za vera?
12. Rainimaharavo ( 11/05/2005 22:23)
misaotra amin'ilay hoe "anontanio Benoît"...be..no..it, hoy ry be kintana.
13. ari.malala ( 17/05/2005 11:45)
ko ra tsy le oe nianatra tany @ sekolin'ny silamo i Benoit de nanao appel ny mpampianatra, de nasesy notononina daolo ni ankizy: Ben Assur, tonga tompoko, Ben Ali... tonga tompoko, Ben Al Salim... tonga tompoko, Ben Oit... Ben Oit... Ben Oit tsy ao an... bon iza no tsy voatonona? nanangan-tanan i Benoit, fa iza no anaranao? Benoit tompoko!

14. sasa ( 18/05/2005 10:17)
hi hi hi ari-malala njy kou mampmé :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2096