Déçus ny katoliaka ...

1. Mifenty ( 20/04/2005 08:12)
Déçus tamin'ilay setroka fotsy ny ankamaroan'ny katoliaka (tsy ny rehetra akory).

toa oatra ny manambara ilay setroka gris fausse alerte oe vote de consensus le tao. ( c mon opinion perso)

Tsy faly ny breziliana, ny progressista rehetra tsy lazaina tsony. toa miteny hoe dia tsy hivoatra sy tsy hivelatra ny fiangonana.


ilay kardinaly Daneels mou nony adiny roa taorian'ny fifidianana dia naneho ny tsy fankasitrahany amin'ny maha olona azy ilay okatra. fa amin'ny maha katolika kosa alou dia tsy maintsy manaiky ny bemidina izy.

tsy voafidy aho hoy io kardinaly io, atao ahoana moa, tsy hitako zé lazaina. Nangatsiaka be ranamana raha nanontaniana hoe ahoana ny fahitanao an'i Benoit, Papa Benoit 16 io. Hoy izy "aleo alou hanao ho hita e"
novalian'i Mifenty ny 10/05/2005 19:22
2. ravatorano ( 20/04/2005 08:19)
Io samy manana ny heviny ary hajaiko ny an i Mifenty sy ilay Kardinaly tsy voafidy iny>Mbola olombelona izy ka tsy mahagaga raha nahasahy niteny izany.
Amiko dia efa iny no lany tao amin ny conclave ka dia anjaranay katolika no miray hina manohana azy amin ny herinay rehetra .
Efa betska ny adi hevitra momba izany teto ary efa betsaka ny fanazavana mikasika an izany ka tsy hiverina amin izany intsonny ny tena fa izao ihany raha tena katolika ianao dia zakanao tsara iny fifidianana nahavoafidy ny Papa Benoit XVI iny ary tsy ho deçu amin izany ny tena katolika.
Misaotra eh
Katolika iringiriny
3. hery ( 20/04/2005 08:24)
mifenty> rehefa miteny toa izao ve mba afaka manome sources? (Gazety na internet)... na dia hoe honneteté intellectuelle fotsiny ihany aza?

Raha katolika ianao dia afaka miteny hoe Deçu... fa tsy tsapako (na teto ROme hatry ny omaly) hoe "Déçus tamin'ilay setroka fotsy ny ankamaroan'ny katoliaka (tsy ny rehetra akory)"

Misaotra.

Ary nareo tsy katolika mba nanahoana? :-)
4. hery ( 20/04/2005 08:25)
zah kou katolika hiringiriny fa tsy deçu kah. Matoa iny no nofidian'ny Kardinaly dia misy antony sy misy tarigetra ho an'ny Fiangonana.

Ny tsy katolika indray no mahita hoe deçu :-)
5. sonwin ( 20/04/2005 08:33)
za faly be hoe iny no lany...ny an-tanana aza niarahaba ahy sady faly daholo
6. sonwin ( 20/04/2005 08:33)
za faly be hoe iny no lany...ny an-tanana aza niarahaba ahy sady faly daholo
7. sonwin ( 20/04/2005 08:35)
za faly be hoe iny no lany...ny an-tanana aza niarahaba ahy sady faly daholo
8. yonikafopl ( 20/04/2005 08:50)
ary sonwin wa tia mamerimberina teny be eee

Ny ahy indray toa efa nampoiziko fa i Joseph Ratzinger iny no ho lany eo, dia iny tokoa.
Sady tsy faly aho no tsy decu, fa kosa we matoa iny no lany eo, dia izay zany no sitrak'Atra satria tsy misy zavatra ho tanteraka raha tsy sitrapony.
Dia mirary fahendrena avy amin'Atra ho azy hitondrany ny fiangonana katolika amin'ny lalana marina, sy ankasitrahan'Atra.

9. jooko ( 20/04/2005 08:58)
Za aloha tsy katolika ka tsy hiditra firy amin'ny aferana katolika fa dia mandray fa i Benoit XVI no papa vaovao tahaky ny olona rehetra.

Tamin'ireo papabili, ny nahafinaritra ahy indrindra dia le CARDINAL GODFRIED DANNEELS ( Belgique, archevêque de Malines-Bruxelles ) tamin'ireo position-ny mikasika ny preservatif sy ny vehivahy mety ho petra sy ny sisa..., saingy na izany aza raha naneho ny tsy fankasitrahany tamin'ny tsy nahalany azy izy dia somary nandiso fanantenana ahy kely satria misy regle du jeu ihany ilay izy hoe " refa lany ny iray dia izay zany", saingy mino aho fa fantany ny ataony satria ho an'ny avenir'ny fiangonana katolika no nilazany an'ireny...

Ny ankamaroan'ny chefs d'Etat eran-tany toa niarahaba an'i Papa Benoit XVI daholo, fa ny gazety sasany tamin'ny firenena tsy dia maro katolika no nisy nikritika mafy dia mafy( angletera , suisse, sy ny sisa ).

Ilay resaka Nazi aloha dia hitako hoe fanaratsiana ranoray na dia tsy katolika aza aho e!

Araky ny declarations natoany tamin'izy mbola Cardinal Ratzinger mikasika ny fifandraisan'ny eglisy aloha dia tsy dia manome fanantenana firy ho an'ny tsy katolika, saingy mino aho fa mety ho samy hafa ilay Papa Benoit XVI sy ilay Cardinal Ratzinger.



10. yonikafopl ( 20/04/2005 09:50)
jooko samihafa awona kou, sa we efa pape izy de lasa olon\'ny fanahy?
11. haingo23 ( 20/04/2005 10:26)
Dia miarahaba anareo nahazo Pape vaovao e! Ny irariana dia ny hahavitany be eo @ asan'ny Tompo izay efa nifidianana azy.
Tsy haiko izay lazaina akoatr'izay fa eo isika mahita izay vokany fa avelao aloha hiasa izy.
12. Mifenty ( 20/04/2005 10:27)

le resaka kardinaly danneels dia journal télévisé du mardi 19 avril 2005 (23h 00). Interview natao tany Roma adiny roa taorian'ny fanambarana ofisialy

le breziliana ndray dia jereo ny vaovao wanadoo.mg

le resaka déception n'ireo katolika indray dia jereo ny archives TF1 sy France2 tamin'ny JT de 20h (19 avril 2005 iany koa). Mbola ao ireo archives ireo.

jereo koa ity http://fr.news.yahoo.com/050419/290/4dfer.html fa ao le izy.
13. Mifenty ( 20/04/2005 10:31)
Fa zap no marihiko kely ah

Mitatitra fotsiny ny ataoko fa tsy hoe inona akory.

Tsy tokony ahatezitra ny katolika anie zany e.

miombon-kevitra amin-Ravatorano aho am le oe ny katolika ndray no tokony hihevitra izay iatrehana azy. rahateo koa anie de mety ho marina iany le hoe pontificat de transition eh.

Ny tahotro de hoe hitondra ny fiangonana katolika aiza ito Papa ito. (dans quelle direction ce Pape va-il mener l'église kto?)

souplesse ou rigueur.
14. sonwin ( 20/04/2005 10:49)
ahoana koa leity ela mitaitaitra fotsiny izany? hi hi hi :-D :-D
15. Mifenty ( 20/04/2005 10:53)
>>sw vakio tsara lesy a
mitatitra fa tsy taitaitra kory.
16. dadabe ( 20/04/2005 12:55)
zah tsy kopy :twisted: tsy mba misy mandefa vao2zany aty mainay le,
sw>fa angaha lety tsy le papa?? iny no lany a :-D
17. welie ( 20/04/2005 15:41)
Ny Rainiboto moa dia betsaka mihitsy ny faly hoe Rainiboto ny Pape vaovao e! Na Katolika io na tsia.
Nefa koa dia teo ihany ny somary decu kely fa hoe conservastif be hono ilay Pape benedict XVI io... enfin tsy dia arako loatra le izy fa raha ny betsaka aty dia ny rainiboto faly fa hoe rainiboto izy e!!!
18. cutie ( 20/04/2005 15:51)
welie, za ary mba gaga @ izy conservatif be zany nefa ry zareo rainiboto efa liberal be .
19. sonwin ( 20/04/2005 16:26)
cutie> ary gaga kay isika eto
mifenty> tena tsy nahita tsara leisy za an hi hi hi
20. sonwin ( 20/04/2005 16:26)
cutie> ary gaga kay isika eto
mifenty> tena tsy nahita tsara leisy za an hi hi hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5301