Déçus ny katoliaka ...

61. routa ( 27/04/2005 13:24)
mbola tsy nahita an i Castro nanoroka tany aho na ny babo izany fa i jpII hiany no hitako de mba nanontany aho :D
62. dadabe ( 27/04/2005 14:05)
i hery izao no tokony hamaly an'io
63. maditra ( 27/04/2005 14:26)
Ary raha mba te hamaly izahay?
Zah aloha manaiky ny tenin'i sonwin sy booboo. Fomba fanehoana fiarahabana sy fanajana fotsiny io amiko. Sady maneho fanetren-tena lehibe koa. F'angaha mieritreritra inona kay anareo reto? hahaha, plus je pense a cette kestion, plus je realise que c'est encore plus bete qu'elle le soit! Mba tena marina anie!
maditra
64. dadabe ( 27/04/2005 14:34)
maditra :roll:
65. Mifenty ( 27/04/2005 15:10)


>>>hery

ka raha tsy ampidinina le hevitra tsy mety miakatra ka.

fa fanontaniana tsy tokony handeha ho azy anefa io amiko.

fa tsy haiko koa tsinona ny mandanja ny hoe firy kilao ny hevitra maivana sy mavesatra kou.
66. dadabe ( 27/04/2005 16:19)
hhmmm :wink:
67. yonikafopl ( 28/04/2005 06:50)
fenoy vatokilonjy ne hevitrao mifenty amzay mavesatra aa
68. dadabe ( 28/04/2005 10:45)
yonika>efa feno vato i mifenty hatrany anatin'ny fony aza efa feno vato
mifenty >feno vato hono elah :wink:
69. routa ( 28/04/2005 12:45)
> maditra ny tsy fahafantarana no anontaniana
70. Mifenty ( 28/04/2005 17:47)


hihihi

fa zao anie le izy eh.

>>etsy ambony dia hoe
hatrizay nisy akanjo telo foana tsy nisy nanontany
. Ny heviny dia hoe efa mahazatra ve dia anontaniana indray.

Izany hoe lasa maivana ny adihevitra raha zavatra efa mahazatra no resahina.

dia hoy aho hoe, ny ato an-tsaiko zao io a:

1- ny zavatra ataon'ny katolika ve zany hoa efa mahazatra daholo dia tsy ametrahana fanontaniana intsony,

2- ny mivavaka aza izany dia mety ho efa mahazatra, sns, ka maivana raha io no mbola asiana fanontaniana,

3- le resaka akanjo dia izao aho vao nametraka fanontaniana tamin'ilay izy satria tsy hitako ilay tam andron'i JP2,

4- mahalasa saina ahy hoe tsy re intsony le resaka akanjo vao lany mantsy i Papa Benoit 16, nefa nialoha izay dia anton-dresaka be tao am haino amanj-jery le izy,


5- ny hery hono tsy mahaleo ny fanahy, hoy ramalagasy
71. maditra ( 28/04/2005 19:15)
rota:
> maditra ny tsy fahafantarana no anontaniana

mArinA izAny fA tsy hentinA hitsikerAnA AnefA!
Mifenty> Tsy azoko probleme-nao mikasika lamba sy ny ampidiranao azy amin'ny fomba fisainana Katolika. Aza mitsara mba tsy hotsaraina., ary io izy lazaiko io hoe, aza entina hitsikerana olona ny habadoanao. Raha manontany, manana saina handalina fa tsy hitsikera. Samy olona amin'ny sain'azy ity fa tsy anao akory hanome lesona anay eto.
maditra
72. marozevo ( 29/04/2005 00:25)
I Mifenty dia tena be fenty tokoa, tsy mahita hamaliana ny voalaza izy dia mody avadiny ho akanjo indray. Tsy hitako izay olana amin'ny akanjo. Anontanio ary hoe Ratsiraka hoe : "nataonao aiza ilay pardessus fanaovanao rehefa 26 Juin, na hoe nataonao aiza ilay saina nataonao samboady tamin'ny 1976"? Amiko tsy izany zavatra maivana izany no tokony hanontaniana azy. Ary angamba raha misy manontany an'izany dia tsy ho sahy hihomehy akory ny mpihaino... fa tena menatry ny hadalan'ilay mpanontany.
Jean Paul II nanoroka izay tany tsidihiny : Tsy foto-pinoana iny, na infallibilité, fa fikarohany azy irery, ary fantany ny ataony, sady fantatsika koa fa mody fanina fotsiny ny sasany. Tsy voatery hanao ohatr'iny i Benoit XVI, nefa afaka manao koa raha tiany, na hitady fomba hafa hanehoany ilay hevitra mamangy firenena.
73. Mifenty ( 29/04/2005 15:56)
I Marozevo dia tena manjevozevo tokoa hihihi

fa ny resaka mantsy de izao eh, samy manana ny heveriny ho zava-dehibe sy tsy zava-dehibe ny ts11 avy.

amin'ny katolika dia zava-dehibe i Benoit, ka rariny raha resahina.

amin'ny tsy katolika dia fandrebireben-tsaina ny resaka momba an'i Benoît, dia maivana angamba hoy izy ny resaka momba izany.


Fa hoy i maditra
Aza mitsara mba tsy hotsaraina.


Tsy haiko hoe iza no tiany tenenina amin'io. Ny miteny hoe maivana sy mavesatra ve sa ny manontany fa tsy mahalala.

Aleo hono manontanintany foana (na "maivana aza") toy izay manaonao foana.


_________
Ny hery tsy mahaleo ny fanahy

74. maditra ( 29/04/2005 22:29)
mifenty:
1- ny zavatra ataon'ny katolika ve zany hoa efa mahazatra daholo dia tsy ametrahana fanontaniana intsony,

Io no ilazako hoe aza mitsara. Raha zohina anie ny zavatra tianao ahatongavana dia tsy fantatrao akory fa tianao fotsiny ny hevitra hoe: " MISY ZAVATRA TSY MAZAVAZAVA AO AMIN'NY KATOLIKA". Tsy haiko na holavinao izany na tsia fa izay no zavatra tianao ahatongavana mahatonga ny sujet arosonao miovaova otry ny couleur-n'ny tanalahy toy izao.
Miteny koa ela hoe:
Aleo hono manontanintany foana (na "maivana aza" toy izay manaonao foana.

Ny zavatra tsara ho fantatrao angamba, indraindray na manontany aza ianao dia efa manao ianao izay. (alaivo ohatra io example nataon'i marozevo io) na koa journaliste anankiray. Tsy voatery hoe manao acte iray akory ianao vao manao zavatra. Averiko koa, indraindray na dia mbola manontany aza ianao dia efa manao. Noho izany, anontanio aloha ny conscience-nao izay vao manontany olona.
maditra
75. Mifenty ( 30/04/2005 09:15)


manontany anie tsy mira mitsara eh.

manontany aho satria tsy mazava amiko.



__
ny hery tsy mahaleo ny fanahy
76. yonikafopl ( 30/04/2005 11:46)
mifenty ah, oka zay le fanontaniana fa manelingelina ny maro ka, sady jereo ao am google ny momba io fa ny eto tsy misy mahalala ze momba zany akanjo zany.
77. Mifenty ( 30/04/2005 14:01)


fa ita oa ry yonika




___
ny hery tsy mahaleo ny fanahy
78. maditra ( 30/04/2005 20:29)
Aleo angamba lazaina hoe: tsy manelingelina ny maro fa mahamenatra ihany ny fanontaniana. Tsy misy mivaky loha amin'izany lamba izany anie afa tsy i mifenty e! Dia efa matetika be ela io manao fanontaniana sampona otran'io. Nisy an'ilay fanontanian'la iray izay hoe: "Ary atao aiza ny fananany be dia be ireo?" Toa variana be amin'ny fananana (materiel) ela. Adinon'la fa misy zavatra lehibe mihoatra an'ireo fananana ireo amin'olona anankiray, f'indrindra moa amin'ny Papa. Dia tsy misy zavatra tianao ho fantarina ve raha tsy ny valeur materiel-ny? Any anie mahatonga anay miteny hoe: Toa sampona izany ny fanontaniana, ary mazava amiko koa amin'izao ny antony tsy ahaizanao (na nareo) ny maha-Papa ny Papa. Variana be loatra amin'ny hoe: richesse, pouvoir, honneur, classement ianareo. Dia tena adinonao ny maha izy azy aminay izany hoe: Dimbin'i Piera. Efa maro ny Papa nifandimby fa tsy nisy olana teo amin'izany resaka fananana izany et encore moins "lamba" Pfffffff.
Izay aloha fa avy eo koa!
maditra
Maditra.
79. dadabe ( 01/05/2005 08:42)
o ry mifenty a ,mba farano amizay lety le size an'ialahy sao de lasa miitatra be be ka manjary fifamaliana no hiafarany a, :cry:
80. Mifenty ( 01/05/2005 09:37)


mifarana hono zany ity sizé ty araka ny teny midina avany am papa virtoaly dadabe premier e.





___
ny hery tsy mahaleo ny fanahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1511