Ajesaia sy ny filalaony baolina

1. totty ( 18/04/2005 22:42)
Ahoana hevi-tsika ny momba an io ekipa iray io ,misokatra ny ady hevitra
novalian'i johns ny 19/07/2005 14:41
2. ravatorano ( 19/04/2005 06:41)
Efa ela no nisian i ajesaia ary manana rafitra matanjaka tokoa izy ireo satria misy ajesaia avokoa amin ireny fivondronana lehibe eto Madagasikara ireny
amiko dia manana ny maha izy azy eo amin ny fampilalaovana ny tanora solofo sy dimby ry zareo ary ny ankizy no tena karakarainy.
Mifantina ankizy maromaro ry zareo dia ampilalaoviny miaraka ka misy entrainement sy discipline mihitsy iainan ireo ankizy ireo dieny mbola ankizy izay : poussins miakatra hatrany amin ny junior ka tonga senior.Mila ezaka lehibe izany ary izay no ananan izy ireo vokatra hatrany satria teto amin ny faritra na ligin Analamanga dia aszon dry zalahy ajesaia avokoa ny amboara teo amin ny benjamin,minime,cadet,junior.
3. ravatorano ( 19/04/2005 07:02)
Raha ny voalazan i Anny Andrianaivonirina ao amin ny Midi madagasikara dia lasan ny Ajesaia ny amboara tamin ny lalao faha fitony lalao iraisam pirenena aty amin ny faruitrty ny ranomasimbe Indianina:7 éme edition du tournoi International de l 'Océan Indien.
Misy 16 ny mpandray anjara ary dia isika malagasy avy amin ny alalan i ajesaia no voalohany ary mbola Malagasy ihany no nahatafiditra baolina betsaka indrindra dia i Fabio izany 10 buts.
4. totty ( 24/04/2005 11:11)
ravatorano,tena maharaka tsara io klioba iray tsara ianao,amin ity taona ity dia hiainga ho aty la frantsa ny ajesaia zandriny mba hiatrika ny lalao international(mondial) hoy ny fitenin ny rehetra ka asa na ho tafavoakan dry zalahy ny hafatra ampitain ireo mpanazatra azy na tsia ,ny hany azontsika atao dia ny maka hery azy ireo mba himbatany ny amboara.
5. rentivola ( 30/04/2005 21:19)
Heverina kosa angamba fa ho tsaratsara mihoatra ny tamin'ny farany teo ny voka-dalao. Mankahery azy ireo e! :lol:
6. Narilala ( 06/05/2005 19:34)
ny ajesaia dia mandray anjara @ mondial puppiles ka izy no voalohany ao @ poule misy azy. Midika izany fa tena manana ny fahaizana milalao tokoa ny ajesaia. Izay liana te hahita @ antsipiriany dia ity ny rohy hahitana azy: mondialplomelin.free.fr
7. Narilala ( 06/05/2005 19:34)
ny ajesaia dia mandray anjara @ mondial puppiles ka izy no voalohany ao @ poule misy azy. Midika izany fa tena manana ny fahaizana milalao tokoa ny ajesaia. Izay liana te hahita @ antsipiriany dia ity ny rohy hahitana azy: mondialplomelin.free.fr
8. johns ( 19/07/2005 14:41)
Tena tsara aloha ry zalahy e, fa ny olana atahorana dia ny terrain taninkatsaka lasan'ny sinoa dia aiza zalahy no hikotra, dia ahoana koa ny bandikelin'ny fkt amzany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0828