Mila namana

1. lalanirina ( 20/04/2005 18:11)
Mila namana mba afaka hifandray aty antany lavitra. Lehilahy aho. Mety ho lasa lavitra ny fifandraisana.
Resaka serieux ihany. Manorata ho ahy. lalanirina
novalian'i fijo ny 16/08/2005 20:41
2. mishou ( 20/04/2005 18:46)
aiza moa no atao hoe tany lavitra amin'io fotoana io.
De inona ilay atao hoe sérieux fa zahay eto @ namana mantsy tia mifananihany ihany fa afaka ho sérieux ihany koa
mihaino anao ary e
:lol: :wink:
3. xxx ( 21/04/2005 05:05)
omeo ny adiresy mailaka fa eto ampahibemaso eto ve no hiteny serieux tsy hadalain\'olona fotsiny!

:roll:
4. maithe ( 21/04/2005 05:19)
Salut enao, omeo mail kou za ra te hanana namana enao :P
5. booboo ( 21/04/2005 06:12)
tonga anoraty any @ hafatra ary @ namana izy.
6. pika ( 21/04/2005 06:29)
namana inona no tadiavinao lahy sa vavy? aiza no mipetraka (m/car sa any ...)?
7. dadabe ( 21/04/2005 06:39)
zah kounkou mba omeo mail :wink:
8. domoiina ( 21/04/2005 08:00)
le dadabe to mangataka mail ko!!!lela mitady lela kay io ve??
9. hery ( 21/04/2005 10:50)
andefaso hafatra ao @ namana izy fa mail in kou ? :-D
10. sonwin ( 21/04/2005 14:19)
domoiina> tsy lela mitady lela io fa molotra mitady mitady molotra ka :lol:
mishou> tonga dia mba andefaso hafatra izy fa aza be safary eo moa e...fa za ihany nefa no...an :wink:
11. sonwin ( 21/04/2005 14:20)
domoiina> tsy lela mitady lela io fa molotra mitady mitady molotra ka :lol:
mishou> tonga dia mba andefaso hafatra izy fa aza be safary eo moa e...fa za ihany nefa no...an :wink:
12. fijo ( 22/04/2005 04:40)
ela ra sonwin an.izy no mitady de ela mitady hisavika fotsiny.tandremo an
13. dadabe ( 22/04/2005 04:58)
fijo>zay no maha frera azy
14. domoiina ( 22/04/2005 09:30)
ay mitady vehivavy zany izy, andraso hanoratako fa za mitady olo-tiana
15. sonwin ( 22/04/2005 10:49)
mmh :roll:
16. sonwin ( 22/04/2005 10:50)
mmh :roll:
17. sonwin ( 22/04/2005 10:51)
mmh :roll:
18. sechat ( 22/04/2005 11:45)
:@ :@
19. dadabe ( 22/04/2005 15:58)
ary ny an'i frera miverina in-droa na telo foana a :P
20. iartistika ( 22/04/2005 16:55)
soa ny manan-droa!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.9783