Mila namana

41. cutie ( 27/04/2005 13:59)
dadabe, manaova kou hojerenay e . lolllllllllllll
42. rurik ( 27/04/2005 14:27)
cutie fa hanao inona aky ry zare .. ^^ ^^
43. dadabe ( 27/04/2005 16:07)
cutie>io ary e,yonika a avy njy ange e :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
44. cutie ( 28/04/2005 04:05)
hihihi dadabe,
rurik, io efa hitan-jy io ka .
45. yonikafopl ( 28/04/2005 05:57)
hihihihiihhihhih, zanjy kou etsy manamafy ery!!!
dadabe ntsouuu ho avy haninona ao za kle, sao bedin'i mishou eo fa aleo hilamina :wink:
46. dadabe ( 28/04/2005 07:27)
yonika>njy kouuuuu tssss efa hoe mishou an'i mifenty,efa vita mariazy virtoaly izy :evil: fa njy ahy :-*
47. yonikafopl ( 28/04/2005 07:38)
dadabe ntssss nahita an'i mishou tsy nahatsiaro ahy fa zao nodakany natakalony an'i mifenty vao mitonatonana aty amiko njay :wink:

nefa ..... eo ihany njay azany e , so tsy manana eo tsony kou za kleee, lasa miavon-tsy feno eo :-P
48. sonwin ( 28/04/2005 13:23)
=D dadabe + bebe milay e
cutie..fampatsiahivana (l) :*
49. cutie ( 28/04/2005 15:01)
sw :-* :-* :-* (l)
50. iartistika ( 28/04/2005 18:53)
ho ela velona anie dadabe sy bebe eh!
51. cutie ( 28/04/2005 20:03)
mirary soa dadabe+bebe :)
52. fijo ( 28/04/2005 21:32)
eto aho dia mipitrapitra sy mitsiriritra mitaza anareoooooooo
53. mumu ( 29/04/2005 07:53)
fijo ndao tsika sy toi ande aza!
54. iartistika ( 29/04/2005 08:12)
noheveriko fa niteny koa mumu hoe ndao koa sika ry fijo ôtsan'ny dadabe sy bebe!! :-D
55. sonwin ( 29/04/2005 12:38)
:roll:
56. Veloo ( 29/04/2005 14:29)
O ry reto nareo kosa tsy serieux kle, mba miandry valiny ilay lalanirina nareo lozanareo miteny zavatra hafa...
Lalanirina a mila fantatra kosa anie oe aiza ianao e any tany lavitra aniii :?: 8-) 8-)
:lol: :lol:
57. Tenio ( 29/04/2005 15:07)
lalanirina>tsara tso-drano rahalahy an, mahita izay tadiavina e!!
58. dadabe ( 29/04/2005 15:45)
de ampio hoe tsy virtoaly ,fa raha tsy izany de ao ambovon'ny troupe solide de tavela ao
59. yonikafopl ( 29/04/2005 19:36)
fijo+mumu weeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee ho ela velona otran'i dadabe sy bebe kounkou ange nareo
sonwin hein hein tandremo ihany anie io zanjiko io eee :p
60. iartistika ( 29/04/2005 19:54)
tsy maintsy ho betsaka ihany ny zaza virtoaly ato rehefa kelikeky lé! tô lasa daholo :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.009