Mila namana

21. cutie ( 25/04/2005 03:21)
tsy metimety hono ny manandroa kou :-D
22. dadabe ( 25/04/2005 07:40)
hiran'i raindimby zay
23. sonwin ( 25/04/2005 07:49)
Ny ahy cutie ihany ka :-*
24. dadabe ( 25/04/2005 13:16)
hhhmmmm tairo frera a,ho any lebanon zany elah kle :-D
25. cutie ( 25/04/2005 13:24)
hanin any lebanon izy dadabe??
26. sonwin ( 25/04/2005 13:58)
haninona any leity za ry frera an? :-D
za sy cutie aza izao efa aty foana kanou :wink:
27. iartistika ( 25/04/2005 16:57)
dadabe> nga izy ty any amindry bebe!! :wink:
28. dadabe ( 26/04/2005 02:52)
fa angaha i cutie tsy any lebanon le ?
ataoko fa miaraka amin'i bebe any aza njy knou
29. cutie ( 26/04/2005 03:01)
za tsy any kou dadabe, anontanio c ly sw :)
30. sonwin ( 26/04/2005 08:30)
iartistika> taraiky indray ra-bedada :-D :-D
cutie (l) aleo tsy lazaiko publik ny misy anjy :-*
31. dadabe ( 26/04/2005 14:58)
ekena frera a,mety ho lasa papavirtoaly hanamasina injay zah raha izao no mihohy kle :wink:
32. iartistika ( 26/04/2005 17:35)
voakiana eo ko ela ry bedada hoe efa nahazo taona (78) :-D
33. fijo ( 26/04/2005 20:01)
ka izay no maha dadabe azy ko.haja sy voninahitra izany.fa tairo ry zandry isany an
34. cutie ( 26/04/2005 20:06)
merci sw c ly :-*
35. yonikafopl ( 26/04/2005 20:29)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
36. fijo ( 26/04/2005 20:47)
kay ,kakakaka be izy izany kle
37. yonikafopl ( 26/04/2005 21:34)
k amanapa tsinay nge ry fijo reto resaka eee
38. sonwin ( 27/04/2005 08:13)
resaka matotsa be ve de mampiné :?: :lol:
cutie (l) :* com tjrs
39. Tenio ( 27/04/2005 12:38)
=)) =)) =))
40. dadabe ( 27/04/2005 13:40)
tairo zanjy e
yonika>ndao kounkou tsika hanao ... (l) :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.009