Mila namana

61. cutie ( 30/04/2005 02:25)
veloo, niverina nijery ny nosoratan'i lalanirina za vo nahita eo lasa hors sujet le resaka :-D
62. sonwin ( 01/05/2005 11:30)
yonikafopl> ts misy atahorana fa mifankatia be mitsy zahay ka
ary izay koa za vao nahita ilay sujet klé :-D raha vao mahita an'i cutie koa ange za de tsy mamaky sujet eh,,fa maika ny :* :wink:
63. yonikafopl ( 01/05/2005 15:37)
sonwin ah milay ka hihih fa na zany aza mba jereo ihany ny manodidina sao tafitohina an :wink:
64. dadabe ( 01/05/2005 15:56)
rehefa tafitohina dia arenina
yonika> (l) :-* :-* :-* :-*
65. iartistika ( 01/05/2005 19:55)
olona mifankatia no mameno ny forum legôna ah! :-D
66. mumu ( 02/05/2005 07:30)
iartistika nenay atao milay no nen'ny dadabe sy bebe ka!
yonika saotsa akia

ilay nametraka sujet toa tsy namaly tsony sa efa nahita e??
67. dadabe ( 02/05/2005 10:11)
nahita matoa tsy namaly :{
tsy ho ela ny mariazy virtoalinay r'izalahy a :D I am very happy wweeeeeeee !
68. yonikafopl ( 02/05/2005 10:15)
dadabe weeeeeeeeeeeeeeeee sady efa voazaitra le akanjo :-*
69. dadabe ( 02/05/2005 10:23)
c ly :-* :-* :-* :-* :-*
70. yonikafopl ( 02/05/2005 10:25)
he he he
71. dadabe ( 02/05/2005 10:31)
hihihih :-* :-* :-*
72. sonwin ( 02/05/2005 14:54)
=D =D milay e
iartistika> toa feno olona mifankatia marina ny forum klé :-D :-D
73. pucy2005 ( 02/05/2005 14:58)
ary mba iza lesy ny ahy ? :wink:
74. sonwin ( 02/05/2005 15:01)
ny an'ialahy io ve? :-D :-D o^o
75. dadabe ( 02/05/2005 15:05)
soa ihany aho fa efa manana kle
76. iartistika ( 02/05/2005 15:16)
bedada! hehehehe!!
77. yonikafopl ( 02/05/2005 17:54)
dadabe he he he he
pucy2005 toa hahafinaritra enao fa vaovao njay an
78. cutie ( 02/05/2005 17:56)
de raovina le le izy yonika+dadabe?? :roll:
79. iartistika ( 02/05/2005 18:02)
rahovina marina ary?? :roll:
80. fijo ( 02/05/2005 22:30)
soa fa nisy mumu.dia tsy irery intsony fijo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0091