Mila namana
103. dadabe
(
10/07/2005 13:49)
rakotole ary hoa less misy sipa milay be a,andefaso hafatra fotsiny izy (sasa) kozy e:@
104. yonikafopl
(
11/07/2005 08:07)
dadabe inn ihany ary tyyy, aleo ry zareo no hiresaka fa manjary any amlah ny hafatr'i sasa no hivaly vo hikorapaka eo njay lah kleeee:-P
111. fijo
(
12/07/2005 20:44)
deklaratio d'amour,zany foko torotoro mon amour mon amour de yonika de odoryyyyy.
hiran'i bedada io an=D=D=D
hiran'i bedada io an=D=D=D
112. lalanirina
(
29/07/2005 21:17)
mishou:
aiza moa no atao hoe tany lavitra amin'io fotoana io.
De inona ilay atao hoe sérieux fa zahay eto @ namana mantsy tia mifananihany ihany fa afaka ho sérieux ihany koa
mihaino anao ary e
:lol: :wink:
zay za vo hamaly,sahirana kely fa gassy vo tonga e
114. xxx
(
16/08/2005 19:24)
fa to vaoka be ato zany e,aona kay no famaly an zao vaoka b zao fa tsy haiko
