Mila namana

81. yonikafopl ( 03/05/2005 01:09)
cutie iartistika oka kalou fa toa misalasala njay za kleee, toa io puce io toa hummmm fa njaso kaolou sao hanenina klee
:roll:
82. dadabe ( 03/05/2005 03:09)
:evil:
83. yonikafopl ( 03/05/2005 06:09)
dadabe hihihihh aza tezitsa mouu fa enao ihany nge le tena izy fa mba te hanandrana fotsiny za eeee :lol: , mba te hahita we manao ahoana ary zany pucy(otran'ny mampi te hitaingina pousy zany )
84. iartistika ( 03/05/2005 07:49)
=))
85. sonwin ( 03/05/2005 09:21)
=))
86. mishou ( 03/05/2005 10:02)
za mba mody hendry be t@ voalohany fa efa fantatro fa miafara @ fananihaniana ny hiafarany

sonwin> za sa cutie e, ianao an!!!!
:wink: :wink: :wink:
87. sonwin ( 03/05/2005 16:01)
:wink:
88. dadabe ( 03/05/2005 16:05)
mba hendry ry mishou a,aleo izy hiaraka fa njy efa manana an'i mifenty


sa ampiarina indray le vady be ,kely,masy,tsindranony ,...
89. cutie ( 03/05/2005 19:52)
tara za fa nga i mishou kou mbola izy kou sw :D
90. saotra ( 03/05/2005 20:10)
o ranga. tena ho maro ny fanomezana ho vidina marina @ reto olona marobe atao mariazy. Ho tapaka ihany ny tena @ farany.
91. Veloo ( 03/05/2005 20:39)
cutie a angaha moa reo aky tsy manao hors size fona a :lol: :lol:
lasa mpanakarena doly nareo zany kle =)) =)) =))
92. fijo ( 03/05/2005 21:06)
hors size ahoana ary.size ihany io ka
93. mishou ( 03/05/2005 22:58)
cutie> za tsy izy fa za hendry tsara izao, fa fahiny talohan'ny nanambady io
izy aza efa papa virtoaly nanamasina ny mariazinay koa, tsy mahazo mivadika intsony za :P
94. sonwin ( 04/05/2005 07:16)
cutie> njy ihany ka (l) :* fa mishou taloha :wink:
95. fijo ( 05/05/2005 21:45)
sambatra letsy ialahy ka
96. yonikafopl ( 05/05/2005 23:19)
mitsiriritra ny hasambaran'ny sasany ve sisa i fijo kle,
aiza njy mumu an
97. dadabe ( 06/05/2005 09:35)
Eh! fa i mumu ve sa Veloo NO IARAKA AMIN'I FIJO E :wink:
98. yonikafopl ( 06/05/2005 15:45)
dadabe kou tsy maharaka mintsiny ka, i mumu no tena tompontoerana fa i veloo roue de sekourou :-P , otrana zao rehefa tsy mety hitondra ana am fiara enao de za handeha pucypucy :wink:
99. sonwin ( 08/05/2005 11:12)
ary bebe inty tia mitaingina mihitsy an
100. yonikafopl ( 08/05/2005 23:38)
sonwin :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1104