Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
jooko
(
15/04/2005 06:34)
Fivavahana lehibe eran-tany
Pour info :
Ireo Fivavahana lehibe eran-tany araky ny antontanisa :
- Le Christianisme (2,0 milliard)
- l'Islam (1,2 milliard)
- l'Hindouisme (0,8 milliard)
- le Bouddhisme (0,6 milliard)...
tohiny
novalian'i dadabe ny 23/04/2005 05:53
jooko
(
15/04/2005 06:22)
Fifandraisan’ny eglises kristianina:unionisme sa oecuménisme
Hatramizay ka hatramizao, miodikodina eto amin’ireto tendrony roa ireto ny fifandraisan’ny kristianina : unionisme na œcuménisme
Inona no tsara ?
Hiezaka ampitovy dotrines (unionisme) sa hi...
tohiny
novalian'i dadabe ny 22/04/2005 05:46
bendrina
(
14/04/2005 16:33)
Andriamanjato Richard
hono woa ry zalahy tsy tokony efa histro ronono ve i
Andramanjato Richard io tsy hitako tsony izay ilana azy @ pôlitika fa to vavany tsy mahazo toerana ve sa malahelo ny zanany Hasina ? tô mitenite...
tohiny
novalian'i Rainimaharavo ny 26/06/2005 13:51
mamzelkely
(
14/04/2005 15:22)
fiarabana
faly miarahaba atsika rehetra eto @ serasera.com :D. tsy dia mbola mahalala loatra ny fandehanjavatra aho fa raha mba misy afaka manazava indrndra fa ao am ny resaka namana ahoana no azaoana namana bd...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2005 22:29
xxx
(
14/04/2005 15:21)
URGENT - MBA MANGATAKA FANAMPINA RE RA OLONA OOOO
Manao ahoana daholo,
Mba misy fanontaniana kely apetrako ho anareo izay mahalala informatique :
Mety ve ry zareo ny miverifier ny historique ny zavatra rehetra nojereko t@ internet na dia efa no-pa...
tohiny
novalian'i dadabe ny 27/04/2005 16:43
Mifenty
(
14/04/2005 15:07)
Raha tsy hiteny afa-tsy i Masina Maria Virijiny aho...
Ndremande aho nanatrika mariazy namako tao am eglizy masindahy François Xavier Antanimena, le nidiran'i ratompokolahy iny. Izao no nitranga:
1- nandeha ny kominio dia nodian'i damopra fanina ila...
tohiny
novalian'i marozevo ny 01/06/2005 00:39
jooko
(
14/04/2005 14:53)
Galileo Galilei (astronome italien 1564-1642)
Histoire ity fa tsy fandrangitana an!
Le 22 juin 1933, [u]Galilée[/u] fut condamné à l'unanimité par le conseil du Saint-Office à l'abjuration et à la detention de la Sainte Congrégation ...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/04/2005 23:04
miaous
(
14/04/2005 13:50)
Poopy
O'ry reto â. toa tsisy concert ono @ ty taona ty. d aôna zany? anaiky an'zany ve isika?...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/05/2005 20:52
miaous
(
14/04/2005 13:39)
Mitady olona
Misy ankizilahy kely antsoina hoe Eliot mipetraka any Sambava mifanila @ aéroport hono ny tranondry zareo. Misy olona any France mitady azy io ka raha mba mahafanatra azy dia mba valio azafady...
tohiny
novalian'i iartistika ny 22/04/2005 16:30
ari.malala
(
14/04/2005 13:20)
hemorroide
Miarahaba ny rehetra, inona kay ny traitement ny hemorroide? Za aloha tsy mihinana sakay satria ef anodidiana appendicite vao t@ herintaona. Misaotra mialoha. ...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/06/2005 19:59
Narilala
(
14/04/2005 10:54)
mba mahalasa fisainana ihany
asa ry zareo fa toa Anjely latsaka an-tany avokoa angamba izay tsy katolika satria toa tsy mba mahita ho resahina sy ho tsikeraina afa tsy ny Katolika ianareo. Izay rehetra sujet mivoaka eto dia tsy...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/04/2005 23:05
notron
(
14/04/2005 05:16)
Filazana tsy mandainga tao @ W.C.F.P
Peta-drindrina iray hita tao @ trano fivoahana na irony antsoina hoe kabiné tsy ankamerimerina (fosse perdue) irony, izay mivaky toy izao @ anaran'ny fahadiovana :
[i]"Ho anao mavesatra entana, am...
tohiny
novalian'i pissoa ny 17/04/2005 16:05
Ingahirainy
(
13/04/2005 19:18)
Mitady olona avy any IMITO .
Malaza eran'izao tontolo izao ho isan'ny olona mpandehandeha sy mpifindra monina ny olona avy ao IMITO. Asa raha mba misy avy any ny ato amin'ny serasera fa mba mitady olona avy any aho, na lahy na va...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/05/2005 22:31
Tenio
(
13/04/2005 15:09)
mitady olona mahay FLUENT
Mitady olona mahay ka afaka mampianatra FLUENT: fanaovana simulation numérique en mécanique des fluides izany. Izay mahay mba manorata ô....
tohiny
welie
(
13/04/2005 12:41)
Mopera manao sipa!!!
Dia ito indray aza misy sujet somary mba hangalana aina kely... :-P
Ahona ny hevitrareo @ mopera manao sipa sy ny mopera manan-janaka? (zanaka tena izy fa tsy hoe i "mon fils" an! :lol: )
Dia rah...
tohiny
novalian'i marozevo ny 01/06/2005 00:33
hery
(
13/04/2005 09:17)
Ny olako t@ Lotera
Iangaviako ianareo izay hamaly eto ambany mba hihevitra ireto fanamarihana vitsivitsy ireto (tenir compte de ces quelques remarques préliminaires)
- Izaho Katolika (mafana fo? :-) )
- Namaky tant...
tohiny
novalian'i Azrael666 ny 16/04/2025 16:59
ftma
(
13/04/2005 08:56)
fa lasa aiza ny mpahandro sakafo?
Gaga aho fa lasa tsy nazoto intsony ny mpahandro sakafon'ny serasera,booboo, bichette, kitjo, cutie, sns tsy hita intsony.Tsy misy recette intsony angaha ianareo e?
...
tohiny
novalian'i cutie ny 21/04/2005 22:05
majakely
(
12/04/2005 14:03)
loto loto
Zao ry zareo fa tamin'ity herinandro ity dia lehilahy iray no nahazo ny mitovy amin'ny 80millions tamin'ny euromillion ...Raha ianareo no mahazo an'io inona no hampiasanareo azy ? :wink: ...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2005 22:30
kozikely
(
12/04/2005 13:39)
Nouveau forum "made in madagascar"
Kaiza daholo ! :)
Ty misy forum vao nisokatra, bandy gasy 19 taona no namorina azy.
[url=http://tanalahy.forumactif.com][b]Tanalahy | Forum[/b][/url]
[img]http://data.over-blog.com/lib/3/1/34513...
tohiny
novalian'i kozikely ny 16/07/2005 10:37
mandrindra
(
12/04/2005 10:34)
Heno fa tsy hita
Misy ady hevitra ary ambadika ry namakiako an'io dia nahatsiaro tanatara iray aho.
Nisy vehivavy nanatrika fitsarana satria mpivafolobodirindrina amina mpivady miady lava.
Ny mpitsara : "Dia tanatar...
tohiny
novalian'i Mifenty ny 14/04/2005 08:21
