Mitady olona avy any IMITO .
1. Ingahirainy
(
13/04/2005 19:18)
Malaza eran'izao tontolo izao ho isan'ny olona mpandehandeha sy mpifindra monina ny olona avy ao IMITO. Asa raha mba misy avy any ny ato amin'ny serasera fa mba mitady olona avy any aho, na lahy na vavy. Izaho dia terak'IMITO zatolahy.
novalian'i fijo ny 16/05/2005 22:31
2. tafita
(
13/04/2005 20:04)
salama ve , io no tsy nitovizan'ny avy any Imito amin'ny avy any Imady : Satria ny avy any Imady manao hoe salama va , ka hoy ny fiteny iray izay hoe "
Ny vavan'Imady no nahatonga ny hoe veve n'Imito
Ka ahoana ary ry zareo Imito ireo a, Tsy hoe mitoreo fa Imito ireo ....
Be de be ny namana avy any Imitoato amin'ny serasera , toa be loatra indray aza araka ny fahitako , fa soa ihany fa sarotra ny tena hahafantatra hoe iza no tena anaran'ilay olona satria very eo amin'ny Pseudo .
Veloma e

3. xxx
(
13/04/2005 21:21)
Tompon-dakan'ny fihinana vary maina ny mpiasa tany mpamadi-bainga aha-tany Imito. Mahalany roa kapoaka sy tapany ny iraikalahy fotsiny, indraindray aza mangotra-tokana amin'izay mateza an-kibo, na tsa misy laoka aza.
Mampamangy
Mampamangy
5. Mifenty
(
14/04/2005 08:05)
fanagasiana ny hoe mythomane le oe IMITO ra dada ah.
i= fanondroana milaza fiaviana na anarana (Ra izy any am faritra sasany)
mito= fanafohezana ny hoe mytho de mythomane.
donc imito = i mythomane (Ra mythomane ozy ny sasany)
i= fanondroana milaza fiaviana na anarana (Ra izy any am faritra sasany)
mito= fanafohezana ny hoe mytho de mythomane.
donc imito = i mythomane (Ra mythomane ozy ny sasany)
6. sonwin
(
14/04/2005 12:08)
mifenty>..tohizo ilay fanavazana fa za koa mbola ts maharaka hatreto, dia raha hoe IMITO dia ahoana?
7. xxx
(
14/04/2005 14:16)
aia re ry Ingahirainy, salama ve? aho dia tena ahatagny Imito mihitsy; tena eo @ toerana naha Imito an'Imito eo mihitsy ro misy anay, eo ambany avaratr'Ambohidravaka eo. Misy kianja izay eo, dia ny tragnomanaran-dRazafiniarivo ro mifagnakaiky amin'ny anay eo, ny azy eo atsinanana fa ny anay eo avaratra. Efa ho avy tokoa izao ny lagnonana agny an-tanàna agny. Tsa hody va hamonjy vary be menaka sy hiragasy ary hisotro toaka? T@ aho tagny Imito farany dia efa tena vita tsara diehe ny lalana makagny, efa misy lycée koa ao. Izay ary moa randay fa se afara koa.
9. Ingahirainy
(
14/04/2005 17:07)
Mahafinaritra tokoa ny mahita fa mba misy namana avy any an-tanàna ihany ato. Izahay aty lavitra aty tsy mba mandre vaovaoa avy any e! Misaotra e!
Ra xxx a! Mba manorata aty aminay aty e! Ao amin'ny namana ihany, mba hifankafantarana bebe kokoa fa soa dia tsa hifankalala ny mpiahavana?
Ra xxx a! Mba manorata aty aminay aty e! Ao amin'ny namana ihany, mba hifankafantarana bebe kokoa fa soa dia tsa hifankalala ny mpiahavana?
10. booboo
(
14/04/2005 17:17)
mba tantarao ny tantaran'Imito oe azafady fa Imady fôna matetika no henoko. Sôtra.
11. fijo
(
14/04/2005 21:45)
hay va re ndroky ry kala booboo tsa mahalala ny hatany antana.toko dia raha tsy dia mifanalavitsa loatsa any re ireo e.
14. Ingahirainy
(
18/04/2005 19:41)
Ny avy any an-tanana ve tsy hainareo e! ianareo koa lehiretsy dia eeeeee
Imito, tanàna malaza eran'izao tontolo izao.
Imito, tanàna malaza eran'izao tontolo izao.
15. fijo
(
22/04/2005 04:43)
tsa kopy ina koa re dadabe zao eeee,resaka atany an tanana ve de tsy hain'ingahy ro fa de ina koa tyyy.
16. dadabe
(
22/04/2005 05:04)
tsa haiko re zany a!anay re tsa mba mahay an'izany a :twisted: :twisted: :twisted:
17. fijo
(
28/04/2005 21:54)
ka ina re zany moa fa dia ndana ndray ary aloha manontany an'i bebe ndrao mba izy ro mahalala azy ko