t@ nareo nanao ireto adihevitra ireto dia vao kilasy 5eme aho! Hamaly ihany aho 20 taona aty aoriana:
-Voalohany, dia efa "hazo bingo hoy ny mpandrafitra" ny Fiangonana t@ moyen-àge sy ny Renaissance: ny papa Gregoire 7, ny papa Martin,sns dia nahatsapa fa nila reforma ny fiangonana (nanoloana ny fivarotana sezan'ny eveka, ny habibian'ny inquisition, famoromporonana dôgma tsy ara-tSM...). Ireo mpialoha lalana ny reformasiona nialoha an'i Lotera efa nanao izay afany ihany, fa nataon'ny Eglizy fongotra t@ sabatra sy ny afo avokoa (Jean Huss, ireo vaudois,John wycliff...). Nanampin-tsofina ny Eglizy!
-Lotera dia raha tsy nanana mpiaro (Frederic le sage) dia efa novitain'ny papa sy ny inquisition.
-Tsy nikasa ny hisaraka t@ EKAR Lotera, ary tsy nitsikera na nanozongozona dôgma Lotera satria tsy dôgma ny indulgence, saingy "novaina am-panidinana" ho dôgma ny indulgence mba hanamelohana azy ho heretika
-t@ 2017 dia niaiky papa François fa marina Lotera, ary nanamboatra hajia misy ny sariny i Vatican