Fivavahana lehibe eran-tany

1. jooko ( 15/04/2005 06:34)
Pour info :

Ireo Fivavahana lehibe eran-tany araky ny antontanisa :

- Le Christianisme (2,0 milliard)
- l'Islam (1,2 milliard)
- l'Hindouisme (0,8 milliard)
- le Bouddhisme (0,6 milliard)
- le Taoïsme (0,4 milliard)
novalian'i dadabe ny 23/04/2005 05:53
2. xxx ( 15/04/2005 10:58)
2 milliard ny kristianina?mmh dia firy amin'ireo ny katolika?..dia mba firy isan-jato ny "mpanohitra (protestant)" hi hi epsilon% angamba raha isaina tsirairay ry zareo, fa raha atambatra izy mianakavy vao mba misy raisina, nefa zareo epsilon ireo no milaza azy ho tena manana ny marina sy ...ha ha ha.
3. xxx ( 15/04/2005 10:59)
2 milliard ny kristianina?mmh dia firy amin'ireo ny katolika?..dia mba firy isan-jato ny "mpanohitra (protestant)" hi hi epsilon% angamba raha isaina tsirairay ry zareo, fa raha atambatra izy mianakavy vao mba misy raisina, nefa zareo epsilon ireo no milaza azy ho tena manana ny marina sy ...ha ha ha.
4. jooko ( 15/04/2005 11:13)
xxx raha tena kristianina ianao dia mahita fa tsy misy dikany hafatsy aminao irery io resakao io.
Torohevitr'i ny namana : handana mikonfesy kely :-*
5. booboo ( 15/04/2005 11:43)
xxx> 8O 8O 8O .

Ary lasa misy fanavakavahana koa kay ato @ ity raha ity zao?????? mitady hivaona @ maha serasera azy ilay izy raha izao no mitohy. Mbô marina !!! :roll:
6. ari.malala ( 15/04/2005 12:34)
xxx> aza miafina ao ambadiky ny anonymat moa fa misehoa hoe iza ê! de aza ironique be ohatran'io intsony @ manaraka.
7. annie ( 15/04/2005 12:44)
Lasa resaka mifankahala tanteraka ny fivavahana!
Inona anefa ny dikany raha firy nafiry ny Kristianisma sns!Nytanjona de iray ao @ Tompo isika rehetra!
8. jooko ( 15/04/2005 13:03)
Misy resaky ny Papa Jean Paul II ireto mikasika amin’ny fifandraisana amin’ny fivavahana hafa :

A la rencontre inter-religieuse de Jérusalem (23 mars 2000) :

" L'Eglise catholique souhaite poursuivre un dialogue un dialogue inter-religieux sincère et fructueux avec les membres de la foi juive et les disciples de l'Islam. Par un tel dialogue, nous n'essayons pas d'imposer nos idées aux autres. Ce que cela exige de chacun de nous, c'est que, fidèles à nos croyances, nous nous écoutions respectueusement les uns les autres, que nous cherchions à discerner tout ce qui est bon et saint dans ces enseignements réciproques. "

Voyage apostolique en Turquie (29 novembre 1979) :

" Soyez toujours prêts à répondre à quiconque vous demande raison de l'espérance qui est en vous. Mais que ce soit avec douceur et respect, en possession d'une bonne conscience. " Ces paroles de saint Pierre sont la règle d'or pour les rapports et les contact que le chrétien doit avoir avec ses concitoyens qui ont une foi différente. "

Ho an’ny namana rehetra na katolika (mafana fo na tsia) na tsy katolika io fa mba aza mora sendaotra.


:-*
9. pitchou ( 17/04/2005 16:57)
xxx> le manana fisainana fanavahana ara-kristiana otranao izany no mandoto ny fivavahana kristiana!
10. yonikafopl ( 18/04/2005 00:42)
xxx :evil:
11. sahary ( 18/04/2005 04:02)
jooko: 2milliards ny kristiana.Izany hoe bdb nefa ny soratra masina milaza fa tery ny lalana mankany @ fiainana ka vitsy ny hahita azy 8-) 8-) 8-)
12. routa ( 18/04/2005 11:01)
de ahena zany ny isa? misomonga aho an!
fa raha vitsy ry sahary aleo manao marathon haingana ka haingana rey olona oooo!
13. ndrena ( 18/04/2005 12:47)
Andriamanitra dia tsy mijery izay fivavahana lehibe sy kely fa araka ny fanazavana teo aloha dia samy manana ny zavatra inoany ny an-tokom-pivavahana tsirairay.Ny tena lehibe dia ny fahatongavana any Amin'A/tra marina na kely na lehibe ny fiangonana na fivavahana arahiny.Koa dia tongava soa daholo e!
14. dadabe ( 18/04/2005 13:54)
ekena eeee! :wink:
15. sonwin ( 18/04/2005 16:28)
eoa ..ekena ihany koa eeee
16. pitchou ( 18/04/2005 18:26)
d aza mandany andro mitsikera
17. pitchou ( 18/04/2005 18:27)
loza koa ity clavier ity! :evil:
d aza mandany andro mierikerika sy mitsikera ny sampam-pivavahana hafa ary fa tonga d amafiso ny an'ny tena e!
18. yonikafopl ( 18/04/2005 23:17)
zay mihintsy :)
19. ndrena ( 19/04/2005 04:21)
Ny fivavahana tena lehibe izany dia izay fivavahana tenamitarika ny olona ho tonga any an-danitra .
20. xxx ( 19/04/2005 10:44)
xxxx> slut!
Ahoana moa no ilazan'ise fa epsilon ny mpanohitra , jereo fa ny firenena mandroso sy matanjaka ary manankarena dia Prostestant daholo (eg USA, Allemange Royaume uni, Belge, Suise, Canada, ..) fa ny firenena tsy dia manao ahona loatra sady be mafia no Catho (Italie , bresil, france, mexique..)be tsy androfana fotsiny izany raha ny fahitako azy koa hihihihi!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0943