Fivavahana lehibe eran-tany

21. dadabe ( 19/04/2005 11:43)
inona koa ary ity sinema ity ,samy xxx de mody mifamely? :twisted:
22. sonwin ( 19/04/2005 16:21)
xxx> tsy mahagaga ireo frera a! jereo na ny hevitry ry leirony aza tss...dia vao maika mitombona ilay hoe x=6 e!
23. sonwin ( 19/04/2005 16:23)
xxx> tsy mahagaga ireo frera a! jereo na ny hevitry ry leirony aza tss...dia vao maika mitombona ilay hoe x=6 e!
24. fijo ( 19/04/2005 21:15)
ka mandehana haingana ary nareo mamonjy an'izany antra izany e.avelao hoanay tsy mino ny ety an tany
25. maditra ( 20/04/2005 02:36)
Ary toa mandroaka fijo le! Ety an-tany tahaka ny any an-danitra rafijo ah! Izay ny fampianarana mba azonay!
maditra






26. sonwin ( 20/04/2005 08:43)
ndrena> tonga any an-danitra daholo ny olona rehetra miaina ny Fitiavana na kristianina izy ny tsy mpino..na tsy mivavaka koa aza dia tonga any rehefa miaina ao anatin'ny fanaovana ny tsara sy ny soa...malalaka kokoa ho an'ny tsy mpivavaka ny varavaran'ny lanitra raha oharina amin'ireo kristianina lany andro mifamely antoerana sy mifampitsikera..asa aloha e!
27. haingo23 ( 20/04/2005 10:33)
Fieritreretanareo izany fa tsy an'Atra. Izy irery ihany no mahalala ny olona tafiditra any fa isika fitsarana ivelany avokoa.
28. ndrena ( 20/04/2005 10:50)
sonwin=mitandrema ihany fa misy tsy fitovian-kevitr'an!Tsy izay rehetra mivavaka akory no ho tonga any an-danitra....fa vakio ny Matio 7:21 dia hohita ao fa izay manao ny sitrapo'A/tra ihany no ho tonga any ary ny lalana dia izay voalaza ao @
Jaona 14:6 hoe IZAHO NO LALANA SY FAHAMARINANA ARY FIAINANA TSY MISY OLONA MANKANY AMIN'RAY AFATSY AMIN'NY ALALAKO,izany hoe TSY MISY OLONA MIDITRA NY LANITRA AFATSY AMIN'NY ALALAN'I JESOSY.Hatrzeo ihany aloha ny fanazavako fa ataoko fa efa mazava @ rehetra ny tohiny.
29. sonwin ( 20/04/2005 10:50)
zany tokoa moa? :-@
30. Mifenty ( 20/04/2005 11:39)
SAdy ny tena tsy fantatra koa dia izao eh.

honneteté intellectuelle ozy ilay hitako atsy andrefana.

maninona ra omena oe statistika avy taiza io de aona no nanisana azy sy hoe ny inn no ilazana fa zao sy zao ny oul ray.

fa sdy miombon-kevitra am le ndrena aho an. am le oe tsy ny marika (etikety) no tena jerena fa izay mitondra ny oul anantona an'Andriamanitra.
31. fijo ( 20/04/2005 22:37)
ny lanitra koa anie rivotra ka hafaka mankany aby e.fa rehefa maty samy ao ambany ao daholo ihany ka.tsy mankaiza akory
32. ndrena ( 21/04/2005 06:39)
fijo a!rivotra ny lanitra fa misy tanàna mahafinaritr'an,ataovy izay tena ahatongavana any sao manenin'e
33. dadabe ( 21/04/2005 08:24)
ndrena angah efa tany ?
34. routa ( 21/04/2005 15:04)
eny tokoa manao ahoana ny tany ?
35. fijo ( 21/04/2005 22:21)
ndrema an,dadanay efa maty tamin'ny 1985,hatramin'izao tsy mbola nilaza tamiko "zanany sady tiany "fa milay be any.ka asa izay hafa efa nahita tany
36. dadabe ( 22/04/2005 05:45)
hazavao ry ndrena :cry:
37. Veloo ( 22/04/2005 19:32)
Ndrena =D =D =D =D
38. dadabe ( 23/04/2005 05:53)
:( tsy hita ndrena :cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5065