Fifandraisan’ny eglises kristianina:unionisme sa oecuménisme

1. jooko ( 15/04/2005 06:22)
Hatramizay ka hatramizao, miodikodina eto amin’ireto tendrony roa ireto ny fifandraisan’ny kristianina : unionisme na œcuménisme

Inona no tsara ?
Hiezaka ampitovy dotrines (unionisme) sa hiezaka hiresaka sy hiara-miasa na dia eo aza ny fahasamihafan’ny doctrines (œcuménisme) ?

Fanazavana fohifohy :

1. Unionisme : promouvoir l'unité des Églises catholique, protestante et orthodoxe.

2. Oecuménisme : promouvoir des actions communes entre les divers christianismes en dépit des différences doctrinales affichées par les diverses églises


:-*
novalian'i dadabe ny 22/04/2005 05:46
2. jooko ( 15/04/2005 06:27)
misy fahatelo kaika : samy maka ho azy..

"samy mande samy mitady"


:lol:
3. jooko ( 15/04/2005 11:59)
Amiko manonkana raha hiresaka fivavahana dia tokony hiaky aloha hatrany amboalohany fa samy manana ny doctrines-ny antokom-pivavahana na ny olona tsirairay avy. Satria samy convaincu amin'ny doctrines hinoany daholo.

Ny comportements matetika misy dia milaza fa "ny ahy ihany no marina" dia manao zay "haneken'ny hafa" an'io fahamarinana finoana io.

Mety ho simpla kokoa ny fifandraisana raha samy miaky fa "samy hafa" dia miezaka miresaka sy manao zavatra miaraka.

Ny ankamaroan'ny mpitarika lehiben'ny fiangonana efa mahatsapa an'izany zavatra izany.Ny Papa Jean Paul II tamin'ny fahavelony dia niezaka hatrany ny hanatsara ny resaka iraisam-piangonana, ary nanaiky ny fahasamihafana.

Tonga hatrany amin'ny mpivavaka tsotra ve zay fomba fijery zay?
Tsia. Raha dinihana ny resaka ato amin'ny forum izay tsy voatery hi-refleter-ny société.

4. jooko ( 15/04/2005 13:00)
Misy resaky ny Papa Jean Paul II ireto mikasika amin’ny fifandraisana amin’ny fivavahana hafa :

A la rencontre inter-religieuse de Jérusalem (23 mars 2000) :

" L'Eglise catholique souhaite poursuivre un dialogue un dialogue inter-religieux sincère et fructueux avec les membres de la foi juive et les disciples de l'Islam. Par un tel dialogue, nous n'essayons pas d'imposer nos idées aux autres. Ce que cela exige de chacun de nous, c'est que, fidèles à nos croyances, nous nous écoutions respectueusement les uns les autres, que nous cherchions à discerner tout ce qui est bon et saint dans ces enseignements réciproques. "

Voyage apostolique en Turquie (29 novembre 1979) :

" Soyez toujours prêts à répondre à quiconque vous demande raison de l'espérance qui est en vous. Mais que ce soit avec douceur et respect, en possession d'une bonne conscience. " Ces paroles de saint Pierre sont la règle d'or pour les rapports et les contact que le chrétien doit avoir avec ses concitoyens qui ont une foi différente. "

Ho an’ny namana rehetra na katolika (mafana fo na tsia) na tsy katolika ity resaka ty !


:-*
5. pitchou ( 17/04/2005 17:02)
:-D :-D :-D ary saika monopoliser-n'i jooko ny valin-teny an!
raha amiko aloha d tsy tokony handany andro hampitovy doctrines izany fa oecuménisme no tokony iezahana e! ny samy kato na samy protest aza mbola samy manana ny filamatrany avy (ohatra hoe jezoita, marista, loterana, betela, fifohazana sns)! fa mba farafaharatsiny dia iray finoana ny kristiana satria ny fototra d finoana an'i Kristy ho zanak'Andriamanitra
6. dadabe ( 22/04/2005 05:46)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2375