Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Ila ( 09/04/2005 08:33)
L.M.D:oniversite
Manahoana jiaby!Ahoana kay ny fahitanareo an'io L.M.D io? amiko manokana aloha mbola tsy vonona amin'io fomba fianarana vaovao io ny mpianatra e!Mila taona vitsivitsy hiomanana aloha angamba vao tokon... tohiny
novalian'i sonwin ny 24/05/2005 18:10
dadabe ( 09/04/2005 03:40)
teny argot ve sa teny gasy sa teny inona ???
Mba lasa ihany r'zareo ny saiko mandinika ny fomba fiteny eo @fiarahamonina malagasy,misy ny teny frantsay nohagasina tsotra izao,misy ny teny anglisy nohagasiana,ao indray ireo teny gasy noforonina i... tohiny
novalian'i dadabe ny 31/05/2005 18:28
kozikely ( 08/04/2005 23:36)
Tanalahy weblog
Sali sali daholo ry zareo ato am serasera a !! Indro zany asehoko anareo ny tranonkala karakaraiko. Misy resaka [b]manga[/b], [b]mozika[/b], [b]baskety [/b]sns ary feno [b]sary [/b]koa ! [url=ht... tohiny
novalian'i kozikely ny 17/05/2005 12:29
xxx ( 08/04/2005 13:04)
Loin des yeux... est-ce vrai???
Mba te-hafatatra ny evitrareo aho, mino tokoa v nareo f'marina io dicton kely frs io oe "loin des yeux loin du coeur"?... tohiny
novalian'i fijo ny 03/08/2005 22:16
miandrianao ( 08/04/2005 12:20)
inona ny fanapahakevitra raisiko! raha misy tokoa?
tsy ny fitafiana kay latia no hahafatarana ny olona,nasaiko nividy phone ilay sipa mba hiresahana@halina misy tarifa mora mantsy @dacom ilay antsoina hoe"cool"tsy mbola nahazo laharana izy efa ela lo... tohiny
radolany ( 08/04/2005 09:17)
Aminao inona no hatao hoe tena fitiavana ? amiko dia -------
Aminao inona no atao hoe tena fitiavana ? amiko ny tena fitiavana dia ,ny fitiavana dia toy ny tany koa aza simbasimbaina ,tsy vitan`ny firaisana ara nofo fotsiny ihany izy fa fiharaha mizara sy manan... tohiny
novalian'i fijo ny 18/05/2005 23:53
xxx ( 08/04/2005 05:44)
affaire sur internet
Mba tena marina ve ity affaire sur net lazain-dry zalahy 'ty sa escroquerie fotsiny e ? Raha tena marina asio temoignage, raha tsia koa dia mba asio temoignage ihany koa e. Merci... tohiny
novalian'i ihaia ny 06/08/2005 06:04
dadabe ( 08/04/2005 02:58)
inona no tena marina ?
Mba lasa ihany rizareo ny saiko a,dia ho entiko eyo aminareo.Fitiavana ny te hahafatajavatra ny ahy fa tsy ho fitsikerana na ho sanatria fanaratsiana,izao mantsy hoy ny namana sasany 1-azo atao ny m... tohiny
novalian'i dadabe ny 28/05/2005 17:37
cutie ( 08/04/2005 02:52)
tononkira rossy
mitady ny tononkiran;i rossy le we : marary Afrika " ze mahay. Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i fijo ny 26/04/2005 21:31
welie ( 07/04/2005 13:46)
Prince Rainier maty!!!
Mba lasa ny saiko hoe mba nanohina ny fon'ny maro ve ny nahafatesan'ny Prince Rainier III de Monaco e? Raha izako manokana manko dia tena nalahelo tokoa raha nahare ny fahalasany satria izaho dia mpa... tohiny
novalian'i fijo ny 21/04/2005 23:17
Narilala ( 07/04/2005 10:50)
Mpitondra fivavahana tsy Katolika nefa kristianina,...?
Iza no mba mpitondra fivavahana malaza nahavita soa be teto an-tany, na teo @ fireneny @ ireo fiangonana hafa ankoatra ny katolika, tao anatin'ny 20 na 10 taona lasa na @ izao fotoana izao . Dia avy @... tohiny
novalian'i annie ny 10/04/2005 19:47
rakarandoha ( 07/04/2005 10:47)
NY MARINA MOMBA NY VPM NESORINA( NANALA TENA)
Salut! Misy vaovao tena marina ity momba ny nialan'ny VPM teo aloha Zazah RAMANDIMBIARISON. Izao no zava-marina: Misy vola izay nomen'ny Banky Mondiale hikarakarana ny fitaterana eto amintsika. ta... tohiny
novalian'i fijo ny 14/04/2005 19:55
hery ( 07/04/2005 09:49)
Torohevitra kely
Betsaka ny namana mandefa hafatra aty amiko milaza hoe mitady namana (mafy). Koa ireto ny torohevitra kely mety hanampy anareo, sy hanafaingana ny fihazàna :-). Torohevitra avy amin'ireo namana ato i... tohiny
novalian'i Veloo ny 04/05/2005 21:06
moi ( 07/04/2005 06:41)
Zany hono e !
Ndao mba hifampitantara honohono (superstition) fantany eto (na tsy an'ny malagasy aza), tsy mila hoe marina ilay izy na diso, fa dia fampahafantarana fotsiny. Fa mety ho tsara koa raha misy tantara k... tohiny
novalian'i moi ny 26/05/2005 12:56
Lotera ( 07/04/2005 05:27)
ny maha-kristianina ny finoana katolika?
Tsy anao polemika be aho. Tsy handrodana ny andry napetraky ny fanjakana Romana no tanjoko, fa hitory sy hizara ny Vaovao Mahafaly. Mety hanafintohina angamba ny fomba filazako azy, kanefa amim-pitiav... tohiny
Merinaforever ( 06/04/2005 22:36)
Demokrasia=hazo boboka
Ity tononkalo ity dia ny andininy 5 farany amin'ny "fanasemporana" (jereo ny takelaka tononkalo:mpanoratra Merinaforever). Nosoratako izy ity satria mba onena ihany aho mahita ireto Merina mianteha... tohiny
Vaillant ( 06/04/2005 16:52)
Incompatibilité de Windows XP sy logiciel HP
Manana PC PackardBell D5 aho. Rahefa nanao installation-n'ny logiciel an'ny scanneur-imprimante-copieur HP aho dia tafiditra daholo ny zavatra rehetra (imprimante, copieur) afa-tsy ny numérisation. L... tohiny
novalian'i mishou ny 08/04/2005 08:41
missa ( 06/04/2005 13:11)
Artista gasy tonga aty andafy
Mba tsapanareo ve fa tena misy mahay tokoa ireo artista gasy mandalo miodina kely eto frantsa,nefa koa misy mbola tsy tokony ho tojo an'izany na tokony mbola ho nihomana kely eo amin'ny toe-tsaina sy ... tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2005 22:09
felampaiso ( 06/04/2005 10:35)
fahafatesan'ny Pape: hisaona sa tsy hisaona ?
Manomboka miresadresaka isika malagasy izao ary lasa ady hevitra hatrany @ radio don bosco sy ny kidaona maraina hoe : mbola tsy mety milaza ny fanjakana hoe tokony hisaona @ fomba ofisialy ny malaga... tohiny
sahary ( 06/04/2005 10:32)
teny atsipy ho anareo katolika !
mba nanitikitika ahy ity ry zareo de mba atsipiko kely ato mba angatahako ny hevitra avy any aminareo amin'izao ankatoky ny fifidianana izay ho papa vaovao izao;METY HO AZO INOANA VE NY METY HISIAN'NY... tohiny
novalian'i Azrael666 ny 15/04/2025 02:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.8253