Mpitondra fivavahana tsy Katolika nefa kristianina,...?
1. Narilala
(
07/04/2005 10:50)
Iza no mba mpitondra fivavahana malaza nahavita soa be teto an-tany, na teo @ fireneny @ ireo fiangonana hafa ankoatra ny katolika, tao anatin'ny 20 na 10 taona lasa na @ izao fotoana izao . Dia avy @ Fiangonana inona io olona io? Ao @ Katolika mantsy dia misy ohatra ny Papa Jean Paul II izay efa iarahantsika mahita, eo koa i l'Abbé Pierre ao France, Mère Térésa tany Inde, Père Pédro any M/car..
Teo @ tantara aloha dia nalaza ny Pasteur Luther King tany Amerika t@ ady @ fanavakavaham-bolonkoditra; fa @ izao tsy dia misy henoheno loatra.
Mba tsara ho fantatra ireo, fa toa variana @ Katolika fotsiny isika, fa andao mba ho jerena ny olo-malaza any @ hafa. Tsy hoe akory manao fampitahana.

novalian'i annie ny 10/04/2005 19:47
2. welie
(
07/04/2005 12:04)
Marina io Narilala ka! Fa zao.... zà aloha mbola mieritreritra mitady fa tsy mahita... hihihi..... fa inoako fa ahita angamba...
4. welie
(
07/04/2005 13:27)
dadabe> hhihihi...... Eo koa aloha toi mieritreritra mitady fa tsy mivanitika eo fotsiny an! :-P
6. sonwin
(
07/04/2005 16:58)
Pasteur Maihol avy ao amin apokalipsy e..manao fahagagana maro...mbola halaza eran-tany izay refa lasa filoham-pirenena amin taona 2013 :lol: (tsy vazivazy io nosoratko io sao misy tezitra eo)
10. pitchou
(
07/04/2005 19:21)
ka ny hafa tsinona toa tsy misy rafitra mandrakotra eran-tanyotran'ny katolika?
11. xxx
(
07/04/2005 21:35)
Narilala:
Iza no mba mpitondra fivavahana malaza nahavita soa be teto an-tany, na teo @ fireneny @ ireo fiangonana hafa ankoatra ny katolika, tao anatin'ny 20 na 10 taona lasa na @ izao fotoana izao
Valiny: Kristy
12. fijo
(
07/04/2005 21:58)
marina izany i kristy io anie ka tsy kristianina akory e.mpitaribato io.
13. xxx
(
07/04/2005 23:26)
Narilala:
Iza no mba mpitondra fivavahana malaza nahavita soa be teto an-tany, na teo @ fireneny @ ireo fiangonana hafa ankoatra ny katolika, tao anatin'ny 20 na 10 taona lasa na @ izao fotoana izao
Valiny: ankoatran'ny Katolika dia i Kristy no nahavita be "teto an-tany sy hatrany an-danitra". Tsy tao anatin'ny 10 na 20 tana lasa ihany fa omaly, sy anio ary mandrakizay. Izy no Alfa sy Omega.
Marina fa nahavita soa be "teto an-tany" ilay olona indraindrainareo iny raha ny harena nangoniny no resahina: http://www.chick.com/reading/books/153/153_10.asp
14. dadabe
(
08/04/2005 05:33)
raha teto @serasera klou de rahery e,sa sonwin le?fa raha erantany de :roll: :roll: tsy haiko klou ee,toa tsy misy tahaka an'i papa kle
15. haingo23
(
08/04/2005 10:25)
Ny tsara hazavaina angamba dia izao : Inona no atao hoe malaza ? ny fantatry ny olona ve ? IO mantsy dia miankina @ tanjak'ilay finoana ny mampahafantatra azy sy ny pub ataon'ny mpilaza vaovao. Misy kosa anefa miezaka manetry tena sy tsy tia sehoseho.
Ny nahavita "soa be teto an-tany" : Inona no atao hoe soa na tsara ? ny dikany malalaka dia izay itiavan'ny olona azy (rehefa tianao dia tsara). Rehfa mahavory olona be ve ? Misy ny sasany fitia tehahita, misy ny sasany mahavita zavatra ary miantraika @ olona nefa tsy voateny. Ka sarotra ny milaza izany. Moa misy olona miova fo betsaka ve ?
Ny ahy aloha dia i Paoly Apostoly no Kristiana (mpanaradia an'i Kristy) mbola tsy nisy katolika t@ izany.

16. annie
(
08/04/2005 12:46)
hihihihi henjana ny adi-hevitra!Samia mivavaka daholo de mahazo lova tena tsara rehefa tonga fitsarana e!
19. sonwin
(
08/04/2005 16:33)
haingo23> efa nisy katolika tamin'izany ka..i Jesoa koa nge katolika e :lol: