Mpitondra fivavahana tsy Katolika nefa kristianina,...?
22. pitchou
(
08/04/2005 18:29)
tsy kristiana? i bouddha raha tsy diso aho tena malaza eran-tany tokoa! efa elaela ihany aloha fa mbola tadidin'ny rehetra hatrizao!
25. dadabe
(
09/04/2005 14:21)
sonwin>hazavao lesy frera ny hevitr'elah ,tsy kato zany Izy satria.....
26. sonwin
(
10/04/2005 13:34)
welie, dadabe> hazavaiko ve? :lol:
"Indro aho eo aminareo mandrakariva mandrapaha-tapitr'izao tontolo izao"..Jesosy no niteny an'io an..dia inona aza anefa ny hevitry ny teny hoe katolika?..kay moa efa nazavaiko io fa jereo ao amin'ny importance du Pape pour les catholiques e

27. dadabe
(
10/04/2005 15:34)
sonwin>raha izany zany de katolika ihany koa ny sinoa satria izy maneratany hihi :-D :-D