Artista gasy tonga aty andafy
![](https://avatar.serasera.org/fe4862414bb44979990527309a3ec53e.jpg)
1. missa
(
06/04/2005 13:11)
Mba tsapanareo ve fa tena misy mahay tokoa ireo artista gasy mandalo miodina kely eto frantsa,nefa koa misy mbola tsy tokony ho tojo an'izany na tokony mbola ho nihomana kely eo amin'ny toe-tsaina sy fahaiza-miaina.Vao mba tafavoaka an'i Dago mantsy ny sasany toa an-dry Ndondolah sy Tahiry ireny dia mahavita toetra manambonimbony tena izany sahady ka na dia anisany mba nankafy ny nataony tany Vichy aza ianao dia miova hevitra tampoka satria efa mampiseho fizahozahoana sahady ny anao lahy. Maninona no tsy omena ny mpankafy ny N° tel an'i Tahiry fa ny an'i Ndondola ihany no azo omena nefa anie olona tsy hijanona eto mihoatra ny iray volana akory e.Mety ho doublé mihitsy aza ny isan'ny mpijery raha mba manome fahafahampo ireo Fans ianareo.Tsy afenina fa raha niampy kely fanajana ireo mpankafy anareo ny tournée eto Frantsa dia ho tena succès tokoa.Iza koa no gasy tonga hitady vola aty nefa hanao toetra miavona toy izany?
novalian'i fijo ny 28/04/2005 22:09
![](https://avatar.serasera.org/52e8f3d714993de304fd86b10dc622e5.jpg)
2. chipie1
(
06/04/2005 14:47)
asakasakize Fan aloha fa za tsy ao e!
saingy le mba naha Fan ana azoko ny num ny ka :-P
saingy le mba naha Fan ana azoko ny num ny ka :-P
![](https://avatar.serasera.org/fe4862414bb44979990527309a3ec53e.jpg)
5. missa
(
06/04/2005 15:38)
mandrindra:
missa dia omenao an'izao tontolo izao ve ny N° tél nao?
De mampaninona loatra anefa zany ,ianao aza amzany artista sendra mandalo fa tsy hoe eto foana tsinona.Hitady fananana anaty andro vitsivitsy aty fotsiny ve de maninona .Maty hoazy anie io Num io rehefa tsy eto intsony e.
![](https://avatar.serasera.org/95ef09519533dd8810084543431efe72.jpg)
6. mandrindra
(
06/04/2005 15:46)
Tsy tokony afangaro ny fiainana privé sy ny public. Maninona raha tonga dia natao hoe aiza ianreo no mipetraka fa ho avy any hitsidika anao matetitetika aho.
Matoa managataka num tél dia olona vonona ny hiasto, koa raha zaraina amin'ny daholobe io num io dia tsy hitsahatra ny haneno ny tél dia las mandrebireby.
Dia ataonao inona aloha ilay numéro rehefa azonao e. Hanao dinidika eo @ tél nareo?
Matoa managataka num tél dia olona vonona ny hiasto, koa raha zaraina amin'ny daholobe io num io dia tsy hitsahatra ny haneno ny tél dia las mandrebireby.
Dia ataonao inona aloha ilay numéro rehefa azonao e. Hanao dinidika eo @ tél nareo?
![](https://avatar.serasera.org/fe4862414bb44979990527309a3ec53e.jpg)
7. missa
(
06/04/2005 16:02)
[quote=mandrindra]
Tsy tokony afangaro ny fiainana privé sy ny public.
Tsy za kosa alou no mitady ilay Num tél zany fa ny fans oa.Izy aza mba efa tonga nijery ny spectacle tany.Hainao hatrary amboalohany anefa fa tsy any am reny mpihira ireny ny goût ko fa mba any ankafa toy ny Blues sns,saingy mba miaro ilay olona nitaraina fotsiny a aho.Hevitra anie no ampiadiana anaty forum fa aoka izay ity manao resaka miaraka amin'aretimpo ity raha mba te hampandroso ny kanto Malagasy.Misy ilana azy foana ny tsikera hanatsarana ny hoavin'ny artista.

![](https://avatar.serasera.org/a21810a01d3fe0df4291d7d3e7abbd1c.jpg)
8. annie
(
06/04/2005 17:27)
ny n° kosa tsy voatery homena olona zany e!
Ny tsy fanomezana n° phone ve de midika hoe miseho manambony tena?
namana
Ny tsy fanomezana n° phone ve de midika hoe miseho manambony tena?
namana
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
9. fijo
(
06/04/2005 21:46)
missa an za tsy entimpo izany mihintsy an,fa hitako fa tsy mety kosa io tsikerandry io.za koa tsy mahavoa an'ireny fa na izany aza tsy mety izany fomba mizara N° izany.
raha misy fan club ka nangataka an'io ny fan dia marina nendry.
raha misy fan club ka nangataka an'io ny fan dia marina nendry.
![](https://avatar.serasera.org/95ef09519533dd8810084543431efe72.jpg)
10. mandrindra
(
07/04/2005 06:53)
raha izaho aloha ry missa tsy mankarary ahy izany sady tsy fanaoko ny resaka torapo. rehefa miady hevitra dia amin'ny saina fa tsy amin'ny fo. Ny hevitra lazaiko eto dia tsy ho an'ireo mpihira notanisainao ireo ihany fa ho an'izay mpanakanto rehetra.
Miombonkevitra amin'io fijo aho raha toa ka misy fan club dia io num io azo omena. Dia ampiako kely hoe raha tena fan dia managana fan club amin'izay mety afaka mifanerasera tsindraindray amin'ny mpanakanto tianao.

![](https://avatar.serasera.org/28da24d1fc0aeff58222cdee8b5ea317.jpg)
11. Samoana
(
07/04/2005 20:57)
Izay mba tiany omena nomerao ihany no omeny ary tokony hajaina izy @ safidiny e ! Sady hoe mandalo izany mety tsy portable-ny no ampiasainy fa an'olona mba nindraminy . Sarotra ihany mantsy ny manokatra compte ho an'izay tsy résident ry missa a !
![](https://avatar.serasera.org/12740732e02b77593bb52ad02abe5fb4.jpg)
13. sonwin
(
08/04/2005 15:35)
ny numero ny Tahiry any Mada misy aty raha mila miisa e! dia hiantso azy anefa avy eo de ahona?sa milay be ny mihaino ny feony?..ny ahy aloha raha Tahiry ny tsy ny mihaino ny feony no tiako fa mijery ny fe(o)ny e.
![](https://avatar.serasera.org/fe4862414bb44979990527309a3ec53e.jpg)
14. missa
(
08/04/2005 17:41)
misaotra sonwin fa tsy za oa no mila num zany,fa ny mpankafy sasany no nangataka izany tany ambadika tany.
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
16. xxx
(
11/04/2005 14:11)
salut Daholo!!!
Izao toa anie , mbola artiste azo lazaina hoe sambany vao mba nivoaka koa anie reny é .ka mety mbola ao ny complexe misy ao aminy.Fa mino aho fa @ manaraka hiova ry zareo éé.Grave anie le 1èr "PAS".
Irina ny ahitany an'zao resaka atao izao
Bye A+