Artista gasy tonga aty andafy

21. missa ( 12/04/2005 11:42)
Bôrkéna amzay iny resaka Num tél iny fa mbola io ihany no artista sujet tsika,tsy nandalo fisedrana toy ny nouvelle Star sy ireny karazana Pazzàpa ireny moa izy ireo fa tonga de hoe mpihira malaza fotsiny izao .De mba aleo indray isika no hanome ny hevitsika amin'io e.Ilaina marina ve aloha ny karazana fifanintsanana amin'ny sehatry ny hira ireny e? Za alou mahita fa azo anavahana ny vary sy ny ahi-dratsy ny fifaninanana.
22. iartistika ( 12/04/2005 15:50)
missa> misy ny artista tsy mila mandalo an'ireny fifaninana ireny de tonga de voarain'ny olona sy ny mpankafy ny zavtra ataony,na tsy misy ary ireny fifaninanana ireny,rehefa matotra am zavatra atao de poin's foana am mpankafy eh :wink:
23. xxx ( 12/04/2005 22:16)
ohatran'ny adala kely ihany ianao ry miisa, fa maninona no homeny anao ny phone? ka raha hiantso azy daholo ny olona. tsy aleo aza ve hoe tsy nomeny toy izay nomeny nefa tsy valiny mihintsy??????
24. iartistika ( 13/04/2005 15:50)
xxx> izy ary efa nibôrké an'lé kozy ko in njay..
25. sonwin ( 13/04/2005 16:23)
mikafiry borka resaka xxx ka..heveriny fa sahala amin'ny borka sigara angamba ka azo kafiriana :-D
26. Veloo ( 14/04/2005 20:49)
eeeee mafy reto ny ady a tsy maintsy mba mitady izay azo atao e... aza miavona fotsiny an :wink:
27. iartistika ( 15/04/2005 08:22)
marina mitsy zany! aza miavona fotsiny...
28. dadabe ( 15/04/2005 15:21)
sonwin>borika sigara hoe ???=))=))=))
29. iartistika ( 18/04/2005 08:09)
:roll: :roll:
30. sonwin ( 18/04/2005 16:44)
:-D
31. iartistika ( 18/04/2005 17:11)
8-)
32. sonwin ( 19/04/2005 15:43)
:lol:
33. iartistika ( 19/04/2005 15:56)
:-D
34. sonwin ( 20/04/2005 08:25)
;-)
35. dadabe ( 20/04/2005 12:07)
=D> =D> =D>
36. iartistika ( 20/04/2005 15:40)
8-)
37. sonwin ( 20/04/2005 16:20)
:roll:
38. iartistika ( 20/04/2005 16:25)
:^)
39. sonwin ( 20/04/2005 16:33)
:°)
40. sonwin ( 20/04/2005 16:34)
:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1064