Artista gasy tonga aty andafy
44. bingo
(
23/04/2005 19:18)
tena marina! AZA MIAVONA FOTSINY. Nefa raha malaza miavona ve ry Missa misy tahaka ny gasy ao Frantsa? Efa borke le kozy tel fa aleo averina ihany hoe: le tsy nanome tel fotsiny anie no mba tsy nety nataony e. Sady le fan tsy nahazo aza tsy niteny akory kou.
45. cheboman
(
24/04/2005 03:09)
misy tsy aritr'ilay namorina sujet @lay artista kosa ngamba ka, noborkeny ny resaka tel fa nasiny ndray @lay hoe tsy nandalo nouvelle star na pazzapa :?:
53. douhdouh
(
28/04/2005 07:25)
Tsara be fananarana hoe : tsy tokony hizahozaho raha vao mba tafita kely , ary ny olon-drehetra mihitsy no tokony handray izay soson-devitra izay fa tsy ny artiste ihany
56. fijo
(
28/04/2005 22:09)
ry bodo izao nandalo ireny no nahitana azy.ry lolo sy ny tariny sy ry mahaleo kosa tsy nila nandalo an'ireny nefa aiza ny maha izy azy?
io arakaraky ny fahaizanao ihany no hitiavan'ny olona anao na tsia
io arakaraky ny fahaizanao ihany no hitiavan'ny olona anao na tsia
