Aminao inona no hatao hoe tena fitiavana ? amiko dia -------
![](https://avatar.serasera.org/351f9fe699f458ef34a125b332329099.jpg)
1. radolany
(
08/04/2005 09:17)
Aminao inona no atao hoe tena fitiavana ? amiko ny tena fitiavana dia ,ny fitiavana dia toy ny tany koa aza simbasimbaina ,tsy vitan`ny firaisana ara nofo fotsiny ihany izy fa fiharaha mizara sy manangana ny ho avy ,ary ny firaisana ara nofo aloha loatra matetika no manimba ny fitiavana , (l) (l) (l) (l) :oops:
novalian'i fijo ny 18/05/2005 23:53
![](https://avatar.serasera.org/af089cedf4fb105aca50a170c2b545de.jpg)
2. booboo
(
08/04/2005 09:26)
amiko refa ekenao ilay oul @ maha izy azy manontolo : ny défauts sy ny qualités-ny.
![](https://avatar.serasera.org/c4c1b4d8f783881408bfc4e60694d2f0.jpg)
3. domoiina
(
08/04/2005 09:29)
samy manana ny definition ny tsirairay fa refa tojo azy ianao de ho hitanao hoe zao le tena fitiavana :D
![](https://avatar.serasera.org/af089cedf4fb105aca50a170c2b545de.jpg)
4. booboo
(
08/04/2005 09:31)
ka lé définition aminao no anontiany amiko dia ..... ouz ilay nametraka ny sujet
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
5. xxx
(
08/04/2005 09:41)
Tiako fotsiny ianao, tsy asiana hoe ahoana na tovonana satria tiako fotsiny amin'izao.
![](https://avatar.serasera.org/3a73ad8dbb2f5fea1db074c538a30fe5.jpg)
6. sakapiso
(
08/04/2005 10:35)
amiko ny tena fitiavana dia ny manolotra ny ainy hamonjy ny sakaizany.tsy terena fa an-tsitrapo,tsy mila tambiny,sahy misedra olana,mandefitra ny zavatra rehetra.Tsy misy afa-tsy ianao ihany no mahatsapa hoe tena fitiavana ny anao. (l) :*
![](https://avatar.serasera.org/5c6458a50473404467a896ee5c853db2.jpg)
8. fmr
(
08/04/2005 10:56)
sakapiso:
amiko ny tena fitiavana dia ny manolotra ny ainy hamonjy ny sakaizany.tsy terena fa an-tsitrapo,tsy mila tambiny,sahy misedra olana,mandefitra ny zavatra rehetra.Tsy misy afa-tsy ianao ihany no mahatsapa hoe tena fitiavana ny anao. (l) :*
ekeko izany saingy tsy tokony handeha ila fa mba tsara raha mahatsapa hanao ireo toetra ireo koa ilay olona tiavina.Tsy dia mety loatra raha ianao tia be azy nefa izy manararaotra an'izany dia mampirafy na manitsakitsaka anao: raha mahafoy ny zavatra rehetra ho azy ianao , izy koa tokony hahafoy hatramin'ny ainy hitiavana anao.
(l) (l)
![](https://avatar.serasera.org/85fc6c72d139d2413bbe94c10d6d7c6d.jpg)
9. maditra
(
08/04/2005 12:30)
Amiko ny fitiavana dia tsy mangataka tambiny, tsy misy hambo, nefa mila valiny. Tsy vanona ny fitiavana raha tsy mifamaly satria fragile be ny fo nefa azo amboarina!
![](https://avatar.serasera.org/cf40d6c5edecc21f82fa7067f0a20c3b.jpg)
10. HeryLo
(
08/04/2005 13:01)
:P
Ny tena fitiavana dia:
Tsy mijery tavan'olona.
Tsy voatery hiankina @ sentiment na fihetsepo fotsiny ihany fa mbola lavitra kokoa.Ilaina ny fihetsempo fa saingy tsy ho vitan'izany ny tena fitiavana.
Mila fo mahay mihaino.
Mila fandeferana sy fahaizana mandanjalanja ny zavatra.
Firaisana ara-nofo dia tsy voatery ilaina ho porofompitiavana.
Ny teny hoé je t'aime dia somary alaviro fa milaza zavatra betsaka.(obligation devoyment fa tsy misy resaka sentiment.
izay no mahavoa antsika ankehitriny.
@ manaraka indray
![](https://avatar.serasera.org/3bb772e2ecdcb622dd55a62143161726.jpg)
12. poupounesana
(
08/04/2005 16:56)
zany v ry sonwin?
amiko ny tena fitiavana d rehefa tsy mieritreritra ny hamaly faty mihitsy refa mahita oll tsy tia na koa oll manao ratsy ny tena! vao maika aza maneho fitiavana amin'izay tsy tia! zay mavita an'zany no tena dadany!
sa fitianvan'olondroa v le resaka eh? zay ndrya hafa fa aleo @ manaraka

![](https://avatar.serasera.org/2164770e94392e38e5744919335d140d.jpg)
14. ndrena
(
09/04/2005 08:05)
Marina izany satria ny fitiavana dia ifanakalozana ary tsy tokony hisy fitiavan-tena.Fijerena ny endriny @ lafiny rehetra izay mahasoa fa tsy aingitraingitra ety ivelany fotsiny ihany
![](https://avatar.serasera.org/78db288208c027abd8d6fce4b368c62d.jpg)
15. siso
(
09/04/2005 12:20)
sali doly ny fitiavana zavadehibe na fitiavanamana na fitiavana "olondroa " nefa tsy azo afangaro ireo ankehitriny fangaro ny olona raha tia any ilay olona @ maha namana ianao nefa le olona iray mandray izany ho fitiavan'olondroa dia manjary miteraka olana ny fitiavana di fahatsorana ihany no tna miantoka zy e
samitsara doly
samitsara doly
![](https://avatar.serasera.org/ac8a0fc8628d7d8daa2f4cdf84e68c42.jpg)
16. pisoin
(
09/04/2005 13:58)
Fa amiko aloha rehefa tena tia dia tsy hay ny tena antony e! sa ahoana ny hevitrao?
![](https://avatar.serasera.org/78db288208c027abd8d6fce4b368c62d.jpg)
17. siso
(
09/04/2005 14:36)
pisoin ..
marina izany tsy hay hazavaina izany fa refa tia ianao ianao ihnay no mahatsapa hoe atraiza ilay fitiavanao
"ny fo nao no henoinao"
...
marina izany tsy hay hazavaina izany fa refa tia ianao ianao ihnay no mahatsapa hoe atraiza ilay fitiavanao
"ny fo nao no henoinao"
...
![](https://avatar.serasera.org/78db288208c027abd8d6fce4b368c62d.jpg)
18. siso
(
09/04/2005 14:48)

19. siso
(
09/04/2005 14:52)

20. siso
(
09/04/2005 15:05)