Aminao inona no hatao hoe tena fitiavana ? amiko dia -------
21. xxx
(
09/04/2005 15:20)
Samy manana ny filaza azy ianareo, fa ny marina dia izao : mahay mizara, mifandefitra, mitovy hevitra izay no tena lehibe indrindra.
22. siso
(
09/04/2005 15:39)
pisoin ..
marina izany tsy hay hazavaina izany fa refa tia ianao ianao ihnay no mahatsapa hoe atraiza ilay fitiavanao
\"ny fo nao no henoinao\"
...
marina izany tsy hay hazavaina izany fa refa tia ianao ianao ihnay no mahatsapa hoe atraiza ilay fitiavanao
\"ny fo nao no henoinao\"
...
27. pisoin
(
10/04/2005 14:29)
izao e!, rehefa tia dia tia tsy misy hoe "nahoana?" ary fantatra eny foana satria miova ianao rehefa tia, tandremo fotsiny anefa manaonao foana fa ny fitiavana mantsy matetika mampanaonao foana (l) :}
29. siso
(
10/04/2005 20:12)
mety miova mintsy refa tia,fa mety masika mety lasa tsara fanahy mety mapifilafila kely ka raha diso tara lotra le faborahina hoe tia dia mety hanenina ihany avy eo :^) :wink:
31. ari.malala
(
12/04/2005 08:32)
ny tena fitiavana dia ny fanajanao ilay olona miaraka aminao : tsy atao aminy izay tsy tinao atao @ tenanao. (Ankoatr'ireo voalaza hoe mahafoy sy manolottra hatr@ aina ho azy.)
32. dadabe
(
12/04/2005 09:47)
ny tena fitiavana ve ?averiko le koziko tatsy ambadika tatsy manao hoe "aime celui qui t'aime,avant d'aimer celui que tu aimes,car celui qui t'aime souffrir et celui que tu aimes te faires rire"de ampiako hoe " ...vonona ny hanolotra ny ainy mba hamonjy ny olo-tiany.."
33. radolany
(
12/04/2005 10:01)
Amiko dia marina avokoa izay nolazainareo ,izay teha hifanoratra amiko dia io ny mailko radolany ,ato @ serasera mitady namana ihany koa aho izao
34. haingo23
(
12/04/2005 10:17)
Ianareo angamba no mitady izay tena definition marina ny hoe fitiavana, fa ny omeko dia ny hoe aimer na tia :
- Aimer, c'est partager
- Aimer, c'est chercher le bonhuer des autres
- Aimer, c'est .....
- Aimer, c'est partager
- Aimer, c'est chercher le bonhuer des autres
- Aimer, c'est .....
35. majakely
(
12/04/2005 11:03)
possible ve ireo rehetra ireo raha mbola olombelona ihany ...mandefitra ny zavatra rehetra ...mizara ...mahafoy ny aina ..tsy hatao amin'ilay olona izay tsy tina hatao amin'ny tena ...Sns;;sns
36. rurik
(
12/04/2005 11:13)
hameno kely koa aho Indrindra fa ny fahatokisana.sy ny fahaizana mihaino ny iray.
37. ari.malala
(
12/04/2005 11:54)
majakely> eny, possible tokoa! Ilay hoe tsy ataoko @ olona izay tsy tiko atao amiko aloha tena vitako ê! :-)
40. pisoin
(
17/04/2005 15:38)
majakely:
possible ve ireo rehetra ireo raha mbola olombelona ihany ...mandefitra ny zavatra rehetra ...mizara ...mahafoy ny aina ..tsy hatao amin'ilay olona izay tsy tina hatao amin'ny tena ...Sns;;sns
+que possible ireo rehefa tia ol mihoatra ny fitiavanao ny tenanao ianao, izany hoe tsy tia tena fa mizara fitia e!
