Aminao inona no hatao hoe tena fitiavana ? amiko dia -------
41. fijo
(
18/04/2005 22:40)
ny fitiavan amiko dia aratsaina sy arabatana.ka ratsy raha tsy eo ny iray.fa raha samy hisy manky ihany aleoko le aratsaina no manky toa izay le arabatana
44. poupounesana
(
21/04/2005 07:48)
omeo ohatra mazava @ fiainana adavanandro @zany lazainao zany ary zahay ry dera ah
45. Dezy
(
21/04/2005 10:04)
ny fitiavana zavatra tsy azo tsapain-tanana fa ao anaty ka no izany tsy de hita lotra zay marina fa arakarakiny zava misy hiainana io,androany enao mety tena mitsonika ,rahampitso enao mety sorena kely de zay d'efa misy nangalana lay fitiavana,fehiny: ny fitiavana mistery
