inona ny fanapahakevitra raisiko! raha misy tokoa?

1. miandrianao ( 08/04/2005 12:20)
tsy ny fitafiana kay latia no hahafatarana ny olona,nasaiko nividy phone ilay sipa mba hiresahana@halina
misy tarifa mora mantsy @dacom ilay antsoina hoe"cool"tsy mbola nahazo laharana izy efa ela loatra,antsoy aho rehefa manana nu° ianao
miandriaho,niandriao fa tsy hitako izay tena marina
farany dia n'sacre kely mihintsy aho nividy push
ho anazy fa toa leoo miandry ka!nandainga be aho
fa any zokinay no ampiasaiko fa ito ny ahy apetaka
@ilay anao fa indraindray aho tsy mahita tory dia
mba tia miresaka @nao hoy anefa yzy:"izaho anie tsy hoe tsy mahavidy push e! na hoe tsy manam-bola fa
tsy tiako ampiasaina ilay izy fa mandrary kikakika
dia sady lasa tota no miala ilay mangirangirana@ny"
2. harilanto ( 08/04/2005 14:41)
raha izaho izany itondra paille defer
3. Nananie ( 08/04/2005 15:14)
Oudry!!! fa atao in fotsiny ra izany ???
4. mandinika ( 08/04/2005 15:37)
Zany kosa ve tsy blague e!
5. maditra ( 08/04/2005 16:26)
You don't have to call!
It's okay girl
'cause I ma be alright tonight!
Usher!
haha, juste mba miteny fotsiny!
6. Kehn ( 09/04/2005 10:40)
F'angaha tsy fantany mialoha ny n° nao no mbola nomena puce ( push sa puce ?)hafa indray izy ? ( dia tena nividy phone marina ve izy ? ary efa nifampiresaka ve nareo ?
7. saotra ( 12/04/2005 18:44)
Mampanahelo ana enao marina :(
8. miandrianao ( 15/04/2005 08:25)
saotra:

Mampanahelo ana enao marina :(



:( 8O misaotra betsaka fa izao ary,tsy azonao angamba fa nanotany aho hoe:"raha misy tokoa?"
9. miandrianao ( 15/04/2005 08:33)
maditra:

You don't have to call!
It's okay girl
'cause I ma be alright tonight!
Usher!
haha, juste mba miteny fotsiny!




:?: manahoana tompoko! tsy azoko ny lazainao
fa izao tsy mahay teny vahiny!kanefa misy teny iray
"am/are going to bow,bow low"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1193