Tanalahy weblog

1. kozikely ( 08/04/2005 23:36)
Sali sali daholo ry zareo ato am serasera a !!

Indro zany asehoko anareo ny tranonkala karakaraiko.
Misy resaka manga, mozika, baskety sns ary feno sary koa !



:arrow: Tanalahy | Weblog


Tongava mitsidika e !! Aza misalasala mamela hafatra ao amin'ny Boky volamena.
Ôkay daholo !

Tanalahy
novalian'i kozikely ny 17/05/2005 12:29
2. hery ( 09/04/2005 07:29)
Tsy ratsy...

Sady gasigasy :-) Gasy ka manja wah
Merci leisy tanalahy
3. hery ( 09/04/2005 07:29)
kozikely> ary mba asio reference mandeha aty mou e :-) samy gasy 100% izao ihany
4. mishou ( 09/04/2005 14:08)
TSARA BE FA MAHEREZA E
5. kozikely ( 17/05/2005 12:29)
Merci an !
Hery> Tairo fa hasiana e !:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2322