Incompatibilité de Windows XP sy logiciel HP

1. Vaillant ( 06/04/2005 16:52)
Manana PC PackardBell D5 aho. Rahefa nanao installation-n'ny logiciel an'ny scanneur-imprimante-copieur HP aho dia tafiditra daholo ny zavatra rehetra (imprimante, copieur) afa-tsy ny numérisation. Lazainy hoe: "Microsoft Data Access Component 2.8 RTM n'est pas compatible avec cette version de windows. Toutes fonctionnalités font déjà partie intégrante de windows".
Efa nandramako imbetsaka no-désactivé-na ny antivirus alohan'ny installation fa tsy mbola nety. Sao dia mba misy mahalala vahaolana.
répondu par mishou le 08/04/2005 08:41
2. Vaillant ( 07/04/2005 19:07)
Efa nahita vahaolana aho. Sao mety hanampy ny hafa. Nandeha tany amin'ny site-n'ny Packard Bell mpanamboatra ilay PC aho. Niditra an-tsehatra tao amin'ny forum-ny. Nanontany ny sasany hoe ahoana ny hevitry ny any amin'ny HP sady nanome ny adiresin'ny site ihany koa. Tany no nahitako fa ny paramètres de securité-n'ilay PC no matanjaka loatra ka nampikaviavia ny installation.
3. mishou ( 08/04/2005 08:41)
misaotra nametraka fanontaniana no sady namaly e; tia karokaroka an =D ^:^ =D ^:^ =D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2694