Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
sahary ( 06/04/2005 10:32)
teny atsipy ho anareo katolika !
mba nanitikitika ahy ity ry zareo de mba atsipiko kely ato mba angatahako ny hevitra avy any aminareo amin'izao ankatoky ny fifidianana izay ho papa vaovao izao;METY HO AZO INOANA VE NY METY HISIAN'NY... tohiny
novalian'i Azrael666 ny 15/04/2025 02:04
Merinaforever ( 06/04/2005 08:38)
Ifanampio ny fanamerinana ny Baiboly
Averiko eto indray ity tononkaloko ity mba hanaovana tari-dresaka. [b]NY MAHA KRISTIANNA[/b] Tandremo ihany leiretsy ny maha kristianna Fa raha tsy mailo amin’io isika dia ho fanina Lazaina ... tohiny
novalian'i sorom ny 26/05/2005 12:11
DotMG ( 06/04/2005 06:19)
xxx
Hono ho'aho, rehefa amin' ny fotoana inona ianareo no manafina ny anaranareo eto @ serasera? Izaho aloha dia ireto no antony nanafenako ny anarako : Ny iray namaly namana iray aho, ary efa mifamal... tohiny
novalian'i maditra ny 09/04/2005 19:18
DotMG ( 06/04/2005 05:11)
http://www.madagascar-themovie.com
It must be the first (and I hope the unique) time I post a message whose content is not in malagasy. Miala tsiny amin' ireo tsy mahavoa teny anglisy e! DreamWorks Animations present : Ben Stil... tohiny
novalian'i DotMG ny 28/06/2005 08:33
Ralay ( 06/04/2005 05:01)
Athletisme malagasy
Mbola mitohy foana ny olana eo @ MJS sy ny FMA ka toa izao indray ny tohiny. "Athlétisme - L'Iaaf persiste et signe La fédération internationale de l'athlétisme vient d'envoyer une lettre à la ... tohiny
novalian'i rentivola ny 30/04/2005 21:23
Lotera ( 05/04/2005 23:23)
ireo papa nisongadina
L'EXPRESS DE MADAGASCAR 06 AVRIL 2005: -------------------------------------- ... "Betsaka tokoa ny tantara azo lazaina. Ny nanaitra indrindra dia [b]nisy Papa zandriny sy mbola kely izay 12 taona ... tohiny
novalian'i pitchou ny 11/04/2005 19:17
Jaomalandy ( 05/04/2005 11:55)
Pierrot Messie vaovao!!
Karakory tsiaby, I ngahy io kara miveritry gasy olo lefaka, fôka, adala. Izy kô izy tsy nangalatra ino fô ataony an-dafy any. Tsy azoko manino izy atao hoe exilé politique, sa nisy olo nifor... tohiny
novalian'i fijo ny 11/08/2005 22:35
iartistika ( 04/04/2005 17:37)
mbô te hitovy kapa..
Tao @ dokotera ity tovolahy iray fa nanana olana teo am fahasalamany:hoy izy:tsy izany mantsy dokotera fa ze zavatra hoaniko hoatra tsaramaso,de tsaramaso ihany no mivoaka refa mikapa,raha mba mihinan... tohiny
novalian'i dadabe ny 10/04/2005 16:17
miandrianao ( 04/04/2005 13:15)
filaharana tao @pitsabo
Maro be ireo pilahatra ho ao @ity pitsabo ary nisy tovolahy iray efa t@valo no niandry kanefa 11ora izy vao tonga ny laharany rehefa natao anefa ny fizahana sy nanotaniana ny @ny"inona no marary a... tohiny
welie ( 04/04/2005 11:46)
Ny Katolika sy ny Baiboly...
Ito indray misy fanontaniana kely manitikitika ahy ry reto! Raha namaky ny hevitra hafa tany ambadika tany aho dia nahita hoe ny an'ny Katolika dia izay lazain'ny Mopera (na Pape?) no ekena ho marina... tohiny
novalian'i dadabe ny 10/04/2005 15:51
mishou ( 04/04/2005 11:38)
Kopia nahaterahana
Teraka soa aman-tsara hono ny vadin'ity ranamana ka nandeha nankany @ firaisana lery hanao kopia ho an-janany. Nametraka fanontaniana ary ilay mpiasan'ny firaisana, iza ramose no atao anaran'ny zanak... tohiny
hery ( 04/04/2005 06:25)
Chat: Ireo ops vaovao
Tsy hatao ho tompontrano mihono ianareo rehetra koa ilazàna fa nekena hiara-miasa amin'ny fitantanana ny chat eto amin'ny serasera ireto namana manaraka ireto. welie, peta, sipagasy, lo_, annie Mis... tohiny
novalian'i Veloo ny 04/05/2005 21:07
Lotera ( 03/04/2005 23:51)
Maninona ny pape no lazaina fa hero?
Satria izy nahavita be tamin'ny fampianaran-diso. Nataony izany mba hampifalifaly ny ankabeazan'ny olona sy mpanao politika gaigy lahy maneran-tany. Sitrapon'Andriamanitra ve izany araka ny hevitrao? ... tohiny
novalian'i sonwin ny 08/04/2005 16:58
poupounesana ( 03/04/2005 16:29)
hendry hono e
aminao hoatran'ahoana zany hoe hendry? (aza atao lava b raha mety d @zay miditra tsara)... tohiny
novalian'i Dezy ny 14/04/2005 14:42
felicia ( 03/04/2005 15:16)
bush et la guerre...
hitanare ve le film mikasika ny 11 sept?inona no heritreretinareo mikasika an'i bush sy ny famille bin laden araky ny ao anatin'ilay film... :?: :?: ... tohiny
novalian'i saotra ny 12/04/2005 21:08
felicia ( 02/04/2005 20:49)
trop loatra le publicité ny fahafatesan'ny papa
c'est vrai qu'il a fait beaucoup mais est-ce c'est juste de parler ainsi la mort d'une personne sachant que dans le monde betsaka ny olona maty tsy manan-koanina isan'andro isan'andro...Au fond il est... tohiny
novalian'i pitchou ny 11/04/2005 17:54
hery ( 02/04/2005 09:53)
Vaovaon'ny Papa mivantana avy eto Roma
Samy efa mandre angamba isika fa ao anatin'ny androny faramparany ny Papa Joany Paoly II amin'izao fotoana izao. Indro alefako tsikelikely eto ny vaovao ho an'izay tsy afaka mahafantatra izany. Ny so... tohiny
jhouhlambout ( 02/04/2005 09:08)
Inona ny atao hoe mampirafy?
Araky ny hevitrao: -Rehefa mitia olona iray ao am-po ankoatra ny vady nefa tsy misy acte sexuelle? -Sa rehefa manao passage à l'acte vao hoe tena mampirafy? ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/06/2005 20:54
jhouhlambout ( 02/04/2005 08:55)
Madagascar, un pays africain
I Madagasikara dia ao @ continent Africain, koa araky ny hevitraro: sommes-nous africains?... tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2005 04:53
oups ( 02/04/2005 07:08)
salut!
salut! nahita ny hafatrao za de ùba nanoratra !fa maninona kay enao no mitady olon-tiana @ mailaka? inona ny zavatra tena endrasanao any @olon-tianao?azafady ra mametraka izany fanontanina izany za ... tohiny
novalian'i fijo ny 11/05/2005 19:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.1042