ireo papa nisongadina
1. Lotera
(
05/04/2005 23:23)
L'EXPRESS DE MADAGASCAR 06 AVRIL 2005:
--------------------------------------
...
"Betsaka tokoa ny tantara azo lazaina. Ny nanaitra indrindra dia nisy Papa zandriny sy mbola kely izay 12 taona monja. Teo no niteraka ny fomba fitenenana hoe "népotisme" satria resaka fianakaviana avokoa no nanaovana ny fanendrena rehetra toy ny ho eveka na pretra tamin’izany ka ankizy avy no nohosorana ho Papa.
Nisy ny Papa nametra-pialana dia ny Papa Célestin faha-5 tamin’ny taonjato faha-XIII.
Taminny taon-jato faha-16 fotoanan’ny "Renaissance" dia nisy Papa nandeha niady, nitari-tafika mihitsy dia ny Papa Jules II.
Nandeha nanafika ireo tanàna manodidina an’i Italia izy ary nitaingin-tsoavaly sy nitondra sabatra mihitsy. Azo lazaina fa lehiben’ny tafika mihitsy izy tamin’izany. Nisy ihany koa ny Papa nosamborina sy nogadraina. Nitranga moa izany tamin’ny taon-jato faha-19 raha Napoléon no amperora tao Frantsa. Nosamborina tany “Vatican” ny Papa Pie faha VII ka nogadraina tany Frantsa. Tsy votsotra mihitsy izy raha tsy niongana ny mpanjaka tamin’ny taona 1814 tany.
Nisy ny mpanohitra toy ny fiforonan’ny Protestanta sy Luther? Mitombona ve ny fanakianana natao?
Izaho angamba tsy hilaza hoe inona no mety sy ny tsy mety fa ny tantara nitranga kosa misy azo resahina. Marina fa ny taonjato faha-16 no nisy tokoa ny korontana teo anivon’ny fiangonana katolika. Nisy mantsy ny fihoara-pefy tamin’izany nataon’ny Papa ary tsy mandà izany ireo mpino ankehitriny. Nisongadina ny Papa teratany "espagnol" Alexandre Bourgeois-6.
Nanambady izy, nanana sakaiza ary niteraka, mbola naditra ihany koa ny zanany sady nirehareha fatratra. Betsaka ny fandikan-dalàna nataony tsy nifanaraka amin’ny asan’ny mpitondra fivavahana.
Teo no nahatonga an’i Luther nisintaka sy nanohitra. Nisy mantsy ny antsoina hoe "indulgence" teo, dia ilay fanomezam-bola ho tambiny mba ho famotsoran-keloka, ny heloka afaka dia miankina amin’ny habetsakin’ny vola omena."

novalian'i pitchou ny 11/04/2005 19:17
3. maditra
(
06/04/2005 01:05)
Salut> Tsy manaiky mihitsy Lotera raha tsy ekena fa marina ny azy. Marina aloha izany, tantara nisy koa. Dia efa tsy misy intsony anefa ny ankabeazan'ireo ankehitriny izao, inona ny fanakianana ataonao? Sa hiverina Katolika amin'izay izany ianareo? lol!
4. xxx
(
06/04/2005 01:11)
mandeha amin'ny tele aty aminay fa misy "tractations" sy "lobbying" izao ao Vatican momba ny fifidianana pape.
5. dadabe
(
06/04/2005 03:11)
maditra>milaza ny marina anie izy e,fa ny anareo hoa lazainareo fa fanenjehana daholo raha vao misy milaza ny marina.
lotera> :wink: ekena tanteraka fa ampiako kely :tsy niverina ny fahefana izay nananan'ny papa raha tsy t@1929 taty @taonjato faha 20 ,rehefa avy nigadra na nogadraina izy,ary nitomboo hatrany ny fahefana izay nananany hatramin'izao (tantara marina io),ary ny papa paoly 1er dia tsy fantatra hatramin'izao ny nahafaty azy .

6. dadabe

8. hery
(
06/04/2005 05:51)
lotera> tsy haiko loatra ny "vision"-nao raha ireo papa ireo ihany no lazainao hoe "nisongadina" :-) (Tsy ianao mantsy fa ny express e)
Misy papa nisongadina tamin'ny zavatra tsara sy tena nikoizana tokoa kah... Ny voalohany amin'izany angamba dia i Petera mpianatr'i Jesoa :-) na dia nanambady aza izy, sy ny sisa. Sao dia mbola misy papa nisongadina hafa (mba ny tsara indray kosa e) azonao avoaka?

9. hery
(
06/04/2005 05:54)
Krizy manokana izay nitambaran'ny rehetra (ara-politika, sy ara-toekarena) ny krizy tamin'ny Renaissance. Ary efa nangataka famelana tamin'ny anaran'ny Fiangonana noho izany i Papa Joany Paoly II (izy irery no nahavita izany... nisongadina). Azonao jerena eto ambany ny "tantara" nitranga momba ireo Papa tamin'ny Renaissance izay eken'ny Fiangonana Katolika ho toy ny vay an-kandrina.
http://www.renaissance-france.org/rabelais/pages/papaute.html
Fa misy teny manao hoe Ny Fiangonana dia Masina na dia tsy tanteraka aza ireo mpitondra azy.

10. ravatorano
(
06/04/2005 06:36)
Voalohany indrindra aloha dia ny Papa rehetra hatramin i Masidahy Piera dia olombelona nofo aman dra avokoa ka tsy miantsy misy ny fahadisoana vitany.
Maro ny Papa nanana ny naha izy azy fa tsy ho voatanisa mihitsy ary izay no mahatonga ilay teny hoe ny Fiangoanan dia Masina satria ny mpitondra ny fiangonana dia tsy masina tanteraka.
Ilay voalaza tao amin ny express dia ampahany tamin io ihany no navoakan ilay namana fa tsy ilay article rehetra fa maninnn ????
hihihihihi

11. xxx
(
06/04/2005 09:46)
ary nisy an'izany Papesse Jeanne izany hono tany aloha tany. Vehivavy izy io fa nisandoka ho lehilahy hatramin'ny nidirany ho pretra. Dia nandeha teny ny andro sy ny volana dia voafidy ho papa izy ka efa ela taty aoriana vao fantatra fa vehivavy (tsy atokisako loatra ilay antony voalaza ho nahafatarana fa vehivavy izy ka tsy ho lazaiko eto). Dia nanomboka tamin'io dia misy cardinal miandraikitra ny fisavana sy fanamarinana fa lehilahy tokoa ny papa voafidy. :!:
12. ravatorano
(
06/04/2005 09:59)
Lotera>naninn marina raha nolazainao ny momba an i Pape Jean Paul II izay nivoaka tamin io article tao amin ny express novakianao sy navoakanao teto io.
Momba io article io dia i Njaka Navonisoa no nanangona azy izy dia mpiasa ihany koa ao amin ny radio antsiva ary ny mpahay tantara Julien Rakotonaivo no niresadresaka taminy.
Izao no fanontaniana farany :
Farany ny Papa Joany Paoly II v nitazonaq hatrany ny filozofia katolika sa nanaraka ny fivoaran ny firaha monina amin izao taon jato faha 21 iainantsika izao?
Valiny avy amin Ingahy J.Rakotonaivo :
Nananja hatrany ny fotokevitra katolika izy ary tsy nandefitra mihiysy amin ny foto-kevi dehibe nijoroan ny fiangonana kanefa kosa nanaraka ihnay ny fivoaran misy ankehitriny.Misy aza ny nanakiana azy hoe tsy mety miova hevitra na tsy manaiky fifanakalozan-kevitra.(mbola hitohy)

13. ravatorano
(
06/04/2005 10:15)
(tohiny sady faranílay artikla)
J.Rakotonaivo ; Tsy nanaiky ny Papa Joany Paoly II ohatra @ fisian ny pretra manambady.Tsy nekeny koa ny vehivavy nohosorana ho pretra tany Etazonia,nandà tanteraka ny Papa.Ny tena tsy nakasitrahanay dia ny fanalan-jaza ary toherin'ny finoana katlika miohitsy satria nokilasiana fa famonoananólona izany.
Ankatoaviny ny ady atao amin ny fiparitahan 'ny sida saingy amin ny alalan'ny fanajana ny tokatrano sy ny tsy fijangajangana.Tsy nekeny ny fanabeazana aizana sy ny famerana ny zaza ateraka amin ny alalan 'ireo fomba tsy voajanahary.
Tsy misy fanoherana mihitsy toy ny hita ao amin ny finoana hafa, ny an 'ny katolika rehefa misy fanendrena pretra na eveka satria manaja ny rafitra avy any ambony izy.
Izay no voalaza rehetra tao anatin ilay article ary fanampiana an i Lotera no nataoko .
Neveriko fa miasa amin ny france inter Lotera satria mahay manapaka tsara y vao2 tiaany halefa sy tsia ka rehefa tena nandinika aho dia mety mitombina ihany ilay voalazandry namana maro ery ambony fa fankahalana katolika no tena nitondran i Lotera ny resaka eto.
Io indray na mankahala an izatsy na zato ianao tsisy olana io , na mahakahala katolika aza ianao tsisy olana io fa izaho katolika tsy hivadika amin izay .
Misaotra betsaka .

14. sonwin
(
06/04/2005 11:30)
Ilay nanoratra ny tantara moa izany dia hita hoe olona liana amin fitsikerana ..raha tena objectif ilay tantara dia nasongadiny ihany koa ny tsara, satria raha ny isan'ny Pape hatramin'izay dia epsilon ireo volaza ireo, kely sy bitika ireo fa ny tsara betsaka alavitra noho ireo, mihinam-bary aza misy latsaka, mandia tany tsy maintsy solafaka...heloka eran'ny tanana tsy mahaleo ny fanehoam-pitiavana tsy tapitr'ohatra.
Mahaliana mihitsy ny resaka katolika an he he ka favy tsinona ka...ary maninona moa raha i lotera indray no asiana kozy kely???he he he ...aleo milamina

15. pitchou
(
06/04/2005 12:18)
izay foana ilay lazaina hoe aza mitsimpona toko sy andininy ary andalany izany e!
16. annie
(
06/04/2005 13:39)
Hery!
Fa angaha i Petera Pape kou? lol
Tena mba hafa izany baiboly katolika izany a?
Ny anay mantsy toa tsy manamarina an'izany kou?
namana foana

17. Mifenty
(
06/04/2005 13:56)
za kou ry annie saika vao anontany kou
de oe kou oul ray iany v i Petera sy Piera sa samihafa?
d inn le anareo io ry annie?
tsy arako oe avaiza tsinn le naha papa an'i PETER

18. dadabe
(
06/04/2005 15:23)
ee EH! aza adino fa ny katolika (ny fahefan'ny papa noo marina kokoa)anie ka niforona taty @taona 476 aorianan'I Jesoa Kristy e.rehefa nahazo fahefana avy t@ emperora JUSTINIAN ny evekan'i ROMA fa izy no atao ho filohan'ny eglizy erantany (na papa amizao fotoana),dia napetraka t@ izany ny filozofia manambara fa i papa dia dimbin'i pierre(petera ),izay tsy marina velively raha ny tantara no jerena.
Dia sanatria lazainareo fa manenjika katolika indray ve aho raha namerina izany tantaran'ny fiangonana katolika izany e? aiza ho aiza ary ny fipetraky ny atao hoe fanenjehana sy ny filazana ny marina ??
:D de ampy a

19. pissoa
(
06/04/2005 17:01)
annie, mifenty, dadabe> Tena Papa i Piera. Ho an'ny protestant aloha ... raha tsy diso aho tsy misy Papa any na iray aza. Fa raha ny Papa katolika, dia i Jesoa niteny hoe: "Ianao no Piera, vatolampy, ary eo ambonin'izany vatolampy izany no hanoreneko ny fiangonako" no naha-papa an'i Piera. Dia hoy i Dadabe hoe efa 476 taorian'i Jesoa vao nisy ny Papa. Taminao vao nisy tao an-kibon'i Neninao ve na taminao vao teraka tonga dia hoe 'Dadabe' no niantsoana anao. Angamba tsia e! Ny anarana no mety taty aoriana vao nisy fa ny foto-kevitra ... i Jesoa no nametraka azy.
lotera> Misy fiteny ity (ialana tsiny fa tsy tadidiko ny niteny azy, fa any amin'ny resaka esprit scientifique no misy azy) milaza hoe:"Un peu de sciences eloigne de Dieu, mais beaucoup de sciences en rapprochent." Dia toy izany ny ataonao, notsongainao ny kely tianao holazaina, ny hafa manelingelina anao odianao tsy fantarina!