ireo papa nisongadina

41. sonwin ( 10/04/2005 13:38)
dadabe> alahady ny andro a ha ha ha ohatran hoe kopy za inona no ataon'ela ao :-D :-D
42. iartistika ( 10/04/2005 15:10)
in lesy???
43. dadabe ( 10/04/2005 15:41)
sonwin+iartistika> :wink: :wink: :wink: aza be resaka hoa fa tohizo ny ady hevitra hihihi sao de mivoka ny vala eo :wink: :-P
44. annie ( 10/04/2005 19:58)
xxx>!tsy tenindrazako io ka ahamenatra ahy na diso aza ny fanoratro azy fa ny anao complexe.Raha ny tenin-drazako no tsy haiko ny manoratra azy de menatra aho.
dadabe!ireo no tonga @ ilay hira hoe mpivavaka mihambahamba e!
45. marozevo ( 11/04/2005 02:45)
Tena Papa i Petera, na i Pierre. Ny atao hoe Papa dia olona manohy ny fitantanana ny Fiangonana navelan'i Kristy. Fa angaha moa tsy tamin'i Piera na Petera i Kristy no niteny hoe "Ianao no Piera = vato, ary eo ambonin'izany no hanorenako ny Fiangonako". Marina fa nisy fotoana nilàna ny Amperora tamin'ny 4 na 5 na 6 eme siecle, momba ny fitantanana ny Fiangonana hivondrona, fa tsy midika izany fa izay vao nisy Papa. Raha ny tena marina dia tsy afaka hisy mihitsy izany hoe Papa izany, raha tsy nisy i Piera, na i Petera.
Fantatr'izay mahay mamaky Baiboly anefa ny fahalemen'io Piera io, zavatra maro no hisehoan'izany ao amin'ny baiboly. Midika izany fa tsy miandry ny olona ho tonga lafatra i Kristy vao miantso na manendry azy ho Papa, fa miandry azy hibebaka sy hahatsapa fa "Iny Kristy novonoinareo iny, iny no ilay Mpamonjty an'izao tontolo izao",(Actes des Apotres chap. 4). Hanambara izany amin'ny vaninandro niainany no nifidianana an'i Piera, ary hanambara izany amin'izao vanin'andro izao no mbola hifidianaNY Papa vaovao. L'Esprit souffle où Il veut...
46. pitchou ( 11/04/2005 19:17)
iza indray aza zao no papa hisongadina eo e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2834