ireo papa nisongadina
21. pitchou
(
06/04/2005 18:27)
"ianao no Piera, ianao no vatolapy" hoy i Kristy tamin'i Simona zanak'i Joany, "Ary eo ambonin'izany vatolampy izany no anorenako ny fiangonako, ka ho sasa-poana izay hamely azy, ho sasa-poana ireo herin'ny maizina, fa omeko anao ny fanalahidin'ny fanjakan'ny lanitra". Mino aho fa tsy misy diso ny nadikako e?
Izaho izany tsy katolika fa kristiana. Ary tsy manavaka ny kristiana toy itsy na toy iroa. Ary miombon-kevitra @ papa @ resaka tokony hifanarahan'ny samy fiangonana kristiana satria tetra tsy voahevitry ny tany aloha no nahatonga ny fizarana voalohany, ary fitia te-hiseho sy fisainana hanao afera (miala tsiny fa tena misy ireo mody manorina karazana fiangonana hanangona-bola fotsiny!!! isan'izany ireo sekta marbe :roll: ) no mahamaika ny sasany hisintaka hanorina manokana, fa tsy resaka hoe kristiana izy.

22. sonwin
(
07/04/2005 17:21)
Aoka isika hivavaka ho an'ny firaisam-pinoana fa dia mampalahelo ny kristianina fa miady hevitra nohon'ny tenin'ny soratra masina:
"Tompo o angony indray, ny ondrinao fa te ho iray, mba ho tokana ny vala, ka ho iray mandrakizay:
Ny finoana dia ho iray, ny batisa dia ho iray, ny fiangonana ho iray, satria mino Tompo iray."
"Tompo o angony indray, ny ondrinao fa te ho iray, mba ho tokana ny vala, ka ho iray mandrakizay:
Ny finoana dia ho iray, ny batisa dia ho iray, ny fiangonana ho iray, satria mino Tompo iray."
24. fijo
(
07/04/2005 22:32)
marina fa i petera no papa voalohany.fa ny tsy azoko dia izy nanambady ,ka maninona ny sasany taty aoriana no tsy nahazo?
marina fa maro ny papa,fa misy ny tsy henofiry ,ary misy ny tena heno be.saingy ny sasany heno be amin'ny tsara toa ity farany ity,fa ny sasany heno be tamin'ny ratsy.
ka ny an'i lotera ireo heno amin' ratsy no nasehony.marina izany za aza naika hanampy ,fa ajanoko aloha.

25. annie
(
08/04/2005 14:25)
Ho any rehetra!
Fa iza aloha ity pierre resahanareo ty e? pierre apostôly niaraka t@ jesosy? sa pierre natsangan'ny katôlika? raha ilay pierre na petera mantsy de tsy pape mihintsy izy,samy nande nitory sy nampianatra baiboly irery ny apostôly 11 lahy fa tsy nisy nisongina mihintsy hoe i pierre na i petera irery no nahavita!Ny hoe manambady sy tsia aloha tsy hiadihako hevitra iny satria milaza izao jesosy ao @ baiboly manao hoe:"Fa misy tsy manambady satria manan-takaitra hatrany ankibon-dreniny,ary misy tsy manambady satria novosirin'olona,fa misy kosa minia tsy manambady noho ny fanjakan'ny lanitra.Aoka hanao izany izay afaka manao izany."Lioka 19:12
Fa ny tena hitako @ katolika aloha de betsaka tsy tambo hisaina no efa voadona t@ sipa sy fiainana daholo vao miditra mopera sy masera,za zao tena mahalala masera efa niteraka vao lasa masera
Zany hoe tsy vocation lay izy fa efa tampidalan-kaleha vao miditra ao
namana

26. Mifenty
(
08/04/2005 15:11)
>>annie
hihi tapi-dala-kaleha otran'ilay voalavo be nihodidina fa sendra ny fako miavovona be teo Behoririka ve hihi.
Iza marina klu le piera resahina kle.
sao ndray misy miteny oe paoly koa dia papa.
Le niseho androany klou de tena tonga am le oe
Andraso eo aho hoy i Paoly e.
nisy natory teny mitsy anie e, de am tany no matory miaraka am couette .

27. dadabe
(
08/04/2005 15:38)
mifenty >inn njay lety ity a
annie>marina izany .na zah kounkou aza tonga saina kle
annie>marina izany .na zah kounkou aza tonga saina kle
28. sonwin
(
08/04/2005 16:53)
annie> diso tanteraka izany..mitovy tsy misy valaka amin'ilay olona nitari-dresaka ny fomba fisainanao , ny ratsy ihany no arantiranty, raha masera iray fantatrao ve no efa niteraka ka nanambady dia manao conclusion ianao fa ny masera rehetra no ohatr'izany? ary mba fantatrao ve hoe firy ny isan'ny relijiozy? dia manana porofo ve ianao fa voadona no betsaka???...ny olona hanao pretra sy relijiozy dia voaantson'Andrimanitra daholo, samy manana ny fomba niantsoan'Andriamanitra azy..jereo izao ny fomba niantsoana an'i Paoly? ahona?..inona no efa vitany teo amin'ny fiainana???...sahinao ve ny handiso an' Paoly? raha sahinao ny mandiso azy dia disoy koa ny pretra sy relijiozy efa nahita fiainana vao nitodika tany amin'Andriamanitra.
29. pitchou
(
08/04/2005 18:48)
sonwin> tsy misy maharatsy an'izany hoe nahatsiaro an'Andriamanitra satria nisedra olana tsy voavahany teo @ fiainana ange e. Tsy aleo lavitra ve izay toy izay hoe lasa nisintaka niala t@ Andriamanitra nony nihatsara ny fari-pivelomany? Ny fotoana sy circonstance ahatsapana na ahatongavan'ny antso dia tsy mitovy ho an'ny rehetra, ary tsy misy azo tsaraina hoe ratsy na tsia!
30. annie
(
08/04/2005 21:49)
sonwin! resaka be zany voalazanao zany!efa mahafantatra betsaka aho matoa sahy milaza!Tsy nisy resaka paoly fa masera sy mopera!ny hoe efa nahita fiainana vao nitodika? tsy laviko zay ary tena marina mihintsy satria Aa de nilaza hoe" tsy tonga hiantso ny marina aho fa ny mpanonta mba hibebaka!"
Ny tiako lazaina de ny hoe tsy vocation fa efa dessue t@ fiainana vao niditra mopera na niditra masera!dessue wa fa tsy hoe nanota an? havahako tsara le resaka,zany hoe raha nety tsara zany le fitiavana sns de tsy nanao masera na mopera?
De avy eo manao ilay bague fa hoe vita voady @ jesosy na hoe vadin'i jesosy,de tsy mahazo manambady sns nefa efa nahalala firaisana ara-nofo,efa nifanoroka tetsy sy teroa.

31. xxx
(
08/04/2005 22:12)
Sao dia mba diso aloha izany fanoratanao decu izany annie? Aza ampiasaina ireo voambolana vahiny ireo sao manalabaraka eo na dia tsy tenin-drazantsika aza rehefa tsy hay!
32. sonwin
(
09/04/2005 10:54)
annie> resabe mifangaro fitsarana olona izany voalazanao izany. Toa tsy voavalinao akory aza ny fanontaniako..firy amin'ny tena isan'ny pretra sy relijiozy marina no hitanao amin'izany zavatra lazainao izany?...na ahona na ahona ny lasan'ilay olona, ny zava-dehibe dia miasa ho an'ny fampandrosoana ny fanjakan'Andriamanitra izy ireo, ary tsy manana zo hitsara ny fiainan'izy ireo isika.Matoa ny olona lasa pretra sy relijiozy dia vocation foana...izay no hoe samy manana ny fisehoany ny fomba hiantsoan'Andriamanitra ny tsirairay.Sao dia tsy fantatrao aloha ny atao hoe vocation e? Dia manarak'izay tsy hitako izay olana na efa nanao aza ry zareo, misy olana ho anao nga izany? an-dry zareo sy Andriamnitra ihany izany ka..ts afaka mitsara hoa isika.Io mitovy amin'ny olona manao voady vao hanambady ihany...nefa efa nanao tamin'olon-kafa tany aloha tany, nefa refa samy micomprendre ny lasa dia tsy misy ny olana.Dia izay fa aza tsaraina amin'ny lasany ny olona fa tsy misy lavorary akory eto ambonin'ny tany fa samy olona mitafy nofo aman-dra.
33. dadabe
(
09/04/2005 15:01)
tohanako soratra masina kely aloha e "aza mitsara ny mpanompon'Andriamanitra ,fa izay voafidy dia voatendrin'Andriamanitra"...miala tsiny aho fa tsy tadidiko ilay verse
34. dadabe
(
09/04/2005 15:30)
tohanako soratra masina kely aloha e "aza mitsara ny mpanompon'Andriamanitra ,fa izay voafidy dia voatendrin'Andriamanitra"...miala tsiny aho fa tsy tadidiko ilay verse
35. iartistika
(
10/04/2005 10:35)
Ny tena mba tsy azoko,de misy milaza hoe nisy papa nijangajanga,sy nitari-tafika,ka maninona no antsoina hoe iray masina??? Amin'ny maha papa ny papa de dakôro zà fa le hoe masina aloha .... :roll: :roll:
36. dadabe
(
10/04/2005 10:48)
iartistika >ka zay anie le mahatonga le ady hevitra e,andraso fa hovaliko ihany io avy eo fa raim klou
37. iartistika
(
10/04/2005 10:56)
sô de handeha hikaly aloha elà fa za tsy hiandry eto ah!! :-D :-D