hendry hono e

1. poupounesana ( 03/04/2005 16:29)
aminao hoatran'ahoana zany hoe hendry? (aza atao lava b raha mety d @zay miditra tsara)
novalian'i Dezy ny 14/04/2005 14:42
2. xxx ( 03/04/2005 16:34)
Izay toa an-dreniny satria izay adala hono no toa an-drainy :D ( nataoko fohy fa asa raha niditra tsara !!! :lol: )
Samoana
3. lebaba ( 03/04/2005 17:56)
Amiko hendry dia arakaraka izay ifanarahan'ny fiaraha-monina ihany io araka izay fitsipi-pipehezana sy ny soa toavina ao. Ka malalaka be ny amaratina hoe hendry satria miankina @ tontolo misy an'ilay olona, ny fahendrena malagasy izao tsy voatery @ izay heken'ny vahiny ho fahendrena.
Tsy haiko na azonareo ny tiako ambara
lebaba
4. za ( 03/04/2005 19:54)
poupounesana:

aminao hoatran'ahoana zany hoe hendry? (aza atao lava b raha mety d @zay miditra tsara)



ololna mahatspa tena, mitandritena sy mahazaka izay ataony aman'olona
5. majakely ( 03/04/2005 21:20)
amiko ve ?ny olona hendry dia ny olona tsy manao amin'ny hafa izay zavatra tsy tiny hatao aminy ihany !
6. felicia ( 03/04/2005 23:40)
:D amiko????mahay mihaino,mahay mi comprendre,et surtout mahay manaja olona...
7. randjy ( 04/04/2005 05:35)
amiko indray ny atao hoe hendry dia tsy dia sarotra
tsy mivoaka @ fefy izay apetraky ny fiarahamonina ary manaraka ny lasitra izay eken'ny fiarahamonina ho mety .saingy tsy ny hendry rehetra dia tsara avokoa .
8. mandrindra ( 04/04/2005 10:12)
hendry rehefa tsy adala
9. chipie1 ( 04/04/2005 10:46)
adala refa tsy hendry :-D
10. naritsimba ( 04/04/2005 12:00)
Ny atao hoe hendry dia izay tsy manao hadalana.
11. rurik ( 04/04/2005 12:51)
ny hatao hoe hendry amiko dia izay tsy hadala ko.tsy hataoko lava sao tsy azonao.
12. haingo23 ( 04/04/2005 12:54)
Rah famaritana ao @ baiboly, ny olona hendry dia olona matahotra an'Atra. (fa tsy ny fiaraha-monina)
13. poupounesana ( 04/04/2005 13:48)
eny eh! marina daolo zay voalaza!saingy mba ataovy concret kokoa moa eh!marina fa tsy concret ny fahendrena fa mba omeo ohatra-nà vehivavy hendry ary hoe zà (tsy anaran'oll fa toetrany manontolo)
ohatra vhv hendry :
-vehivavy tsy manao akanjo sexy b rehefa miangona,
-vhv tsy mijery lelà efa miarak@ oll
-vhv tsy misotro toaka


anareo @zay ary zao
(ny vhv alou fa refa vita ny vhv d ny lelà ndray aveo)
14. mandrindra ( 04/04/2005 14:23)
"-vehivavy tsy manao akanjo sexy b rehefa miangona," io ny mason'ny mpijery no ratsy fa tsy ny eritreritr'ilay vehivavy.
"-vhv tsy mijery lelà efa miarak@ oll" ny maso mijery tsy mitondra mody
"-vhv tsy misotro toaka" raha misotro divay iray vera izy eo ampisakafoanana na consom iray fa apéro dia tsy olana e
Ny vehivavy hendry dia izay tsy mangalabadinolona.
15. majakely ( 04/04/2005 14:47)
:-D
16. Chuan ( 04/04/2005 15:40)
Amiko akia Poupounesana , ny fahaizana mandanjalanja ny antonony am`zay rehetra atao no tena fahendrena , raha hazavaina am`fomba hafa de owe :" Tsy fanatique".
17. Chuan ( 04/04/2005 15:46)
Amiko akia Poupounesana , ny fahaizana mandanjalanja ny antonony am`zay rehetra atao no tena fahendrena , raha hazavaina am`fomba hafa de owe :" Tsy fanatique".
18. iartistika ( 04/04/2005 17:09)
chuan> raha mifoka rongony voalanjalanja zany de hendry aminao?? :-D
19. poupounesana ( 04/04/2005 17:25)

:-D
mandrindra ohatra ane nena reo eh! fa mba mitadiava hafa koa fa tsy mitsikera nena ftsiny! le tena eritreritrao momba ny vhv hendry ane no tedaviko eh

ka ovaiko kely aza le fanontaniana eh: anovy description-nà vhv idealy aza aho eh! d anaovy description-nà lelà idealy ihany koa aho e!

(tsy manda ny hevitrareo zà fa hitanareo tsy voatery ho efa olondehibe efa mahtakatra ny zavamiafina ny mamaky ny ato d mba atao zé mba mora takatry ny rehetra d mba omena ohatra mazava hany han!) d samia mametraka ny nofinofiny daolo eh!
20. fijo ( 05/04/2005 04:42)
vehivavy hendry ,mitafy lamba,
tsy tia mivoaka alina,raha tsy misy miaraka(oh za)
tsy adalambola(raha tsy mahita)
tsy mifoka sigara(fa rivodranomasina ihany)
mahay mahandro sy mikarakara vady(manotra,mampandro sns)
tsy tia fosa(sarotra be aminy io)
ary farany dia hendry fa tsy maditra.hi hi hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1893