hendry hono e

41. poupounesana ( 11/04/2005 06:43)
ie ampio sonwin ah! :wink:
42. rakarandoha ( 11/04/2005 07:47)
-Ny hendry ihany no anarina.
tsy misy afaka hisora-tena ho hendry isika rehetra fa ny olona no mijery sy milaza hoe hendry i ranona iny fa izao sy izao na hoe maditra i anona iny fa izao ny toetrany.
Izay no hevitra mba ananako
Ra-crane
43. Totaine ( 12/04/2005 21:02)
Ny hendry amiko dia izay manao ny marina
Dia ny tenako izany
Zà tsy mijangajanga hendry aho eo anatrean'ny vadiko
Zà tsy mangalatra ny didy folo saika voahajako
zà rehefa mamo dé matory tsy mitabataba hendry aho zany eo anatrehan'ny fiaraha-monina dé zay
44. sonwin ( 13/04/2005 16:35)
poupounesa>ampiana ohatra ve? aleo aloha hande kely ny hevitry ny namana hafa e :lol:
45. poupounesana ( 14/04/2005 14:19)
hay han! d ahoana koa ry reto ah
46. Dezy ( 14/04/2005 14:42)
hendry ny oul refa tsy mila romborombo @ fiainana(@ oul tiany,ny manodidina ,ary indrindra ny tenany )
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.338