hendry hono e

21. poupounesana ( 05/04/2005 05:24)
fijo hay han! :-D
22. mandrindra ( 05/04/2005 09:12)
Poupounesana, tsy fitsikerana anie ny ahy fa fanehoana fomba fijery e. Dia efa nisy hevitra iray nalefako koa ( sady nokalikomihitsy mba tsy ho diso tsipelina), iray monja satria hoy ianao hoe aza atao lava ny valiny.
Diaq iny indray ary misy iray e : vehivavy hendry rehefa tsy tia vehivavy.
23. dadabe ( 05/04/2005 09:43)
fitaka ny hatsarambika .....no hoderaina(ao anaty bible io ,
vady hendry=manaja ny vadiny
lhl hendry=mampidibola antrano+tsy mampijaly+manao raharaha antokatrano+manasa lamba+mahandro
vhv hendry=tsy mivoka al+tsy manao sexy+manao kokss+tsy midaina+tsy manao kozy voretra fa manaja fiteny
poupou =vhv hendry :wink:
24. haingo23 ( 05/04/2005 11:42)
Ny hendry anie ka mila reference e! izay no antony nandraisako ny baiboly. Ka raha tehamantatra azy tsara dia tsara angamba mamaky ny baiboly dia hohitanao ao ilay toetra.

Fa raha description tsotra fotsiny izao na ideal dia miankina @ tsirairay io. Raha samy mpidaina ny olona dia hendry daholo ireo ho an'izy mpidaina.

25. fijo ( 05/04/2005 20:51)
poupou ie ,izay no atao hoe vehivavy hendry,ary ampiako hoe mitana sy manaja ny maha gasy azy.
26. mandrindra ( 06/04/2005 14:23)
fijo, mba lazao hoe inona ilay atao hoe maha gasy, mba atovy concret hoy i poupounesana :wink:
27. mimich ( 06/04/2005 15:08)
ny fomba amam-panao ny fiaraha-monina iray ny mamaritra ny atao hoe fahendrena , marerika rehefa manaaka ny fitsipika mifehy ny fiaraha-monina iainanany sy misy azy ny olona iray dia atao hoe hendry.
na rehefa tsy manky bilao lol! :roll:
28. poupounesana ( 06/04/2005 15:55)
fijo sy dadabe>azavao marina le teninareo farany fa tsy azonay!
mandrindra>mankasitra eh!
haingo23>ka zay mtisy eh! aleo samy mba hilaza ny atao hoe hendry @ny ny tsirairay eh! satria le "hendry" relatif b ane no mahatonga ahy anontany hoe hoatran'ahoana mitsy ary zany hoe hendry zany eh
mimich> :wink:
29. iartistika ( 06/04/2005 18:14)
enjy tsala fotsiny dôdôly....
30. fijo ( 06/04/2005 21:55)
salama ve mimich an.ela be izany an;
poupou alefaso ny vola fa hazavaiko io e
31. poupounesana ( 07/04/2005 07:57)
alefaso klou ny fanavazavana d halefa ny vola eh! miankina @zay manko ny montant-ny e
32. sonwin ( 07/04/2005 10:14)
poupounesana< ohatran-dry no atao hoe hendry, kony e :wink:
33. domoiina ( 07/04/2005 15:21)
zay tsy adala de hendry daholo e!!
34. mimich ( 07/04/2005 15:31)
fijo> salama e!
inn njay mo zany ataonao an'i poupoune zany, rehefa tsy teto za de ampijalinao oh io io zanjy kely io an!
35. fijo ( 07/04/2005 20:46)
mimich an an mitaky vola aho vao manome fanazavana ka.aiza kosa no ho gratos ve kle
36. poupounesana ( 08/04/2005 09:37)
mimich ah, misotsa akia miaro anà fa zà ane ka tena ampijaliny mitsy t@ njy tsy teto foana eh! d ny dikan'izany d aloe njy eo foana!

nareo kosa rangah mananihany ah! fijo hoà teneno fa lou foana ane ny volanao aveo eh!
37. sonwin ( 08/04/2005 15:44)
poupounesana> aza manome vola an'io izany njy fa omeny tsy maintsy hiteny izy kelikely eo
38. poupounesana ( 08/04/2005 16:40)
zay hono ry fijo ah!teneo haingana rangah!
d le fanontaniana ane tsy misy mamly akory eh
39. sonwin ( 08/04/2005 17:50)
Ny atao hoe hendry dia miankina amin'ny rariny sy hitsiny mifehy ny fiaraha-monina misy anao, ny soa toavina iombonana ao amin'io fiaraha-monina misy anao io ihany koa, mametra izany ny kolo-tsaina, finoana, fanabeazana,etc..
ohatra: amin'ny fiaraha-monina malagasy hendry ny zaza 16 taona tsy mifoka sigara, amin'ny fiaraha-monina europeana, na hifoka izy na tsy hifoka tsy afaka hamaritana ny fahendreny ny fifohana sigara.de izay, sa ampiana ny ohatra?
40. yonikafopl ( 08/04/2005 22:23)
za mitovy hevitra am majakely ary aloha ary we ny hendry dia izay tsy manao am hafa izay tsy tiany hatao am tenany, misaina vao manao zavatra iray
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.0806