Pierrot Messie vaovao!!

1. Jaomalandy ( 05/04/2005 11:55)
Karakory tsiaby,

I ngahy io kara miveritry gasy olo lefaka, fôka, adala.
Izy kô izy tsy nangalatra ino fô ataony an-dafy any.
Tsy azoko manino izy atao hoe exilé politique, sa nisy olo niforcer azy hiditriky anaty avion ny Deba.
Manino izy tsy nitady asa an-dafy any (Mac do ou livraison je sais pas).
Nogadraina i Zafy i Coutiti t@ 93, nivoka izy 96, nogadrainy izy t@ 2002 sady mbola sahy nivolana t@ juge hoe "izaho no hitsara anao afaka 5 taona".
Exemple i Coutiti fa maro olo miandry ny fiverenan'ny kolikoly.
Ry gasy manaova recherche google "chercheur malgache", fa maro olo mahay ny gasy.
Merci
novalian'i fijo ny 11/08/2005 22:35
2. tsondjo ( 05/04/2005 15:16)
???? fa inona no tsy aritrao @ i Mr RAJAONARIVELO??? sa kosa misy alahelon-kanina tao hihihi avelao izy hiaina tahakan'ny olona afaka rehetra na any Madagasikara na any Afrika na aiza na aiza e!!!
3. iartistika ( 05/04/2005 15:21)
olona afaka?? nga tsy tokony ho any am-ponja io ranamana voalaza io?? 5 taona angaha izy zay??? :roll: :}
4. fijo ( 05/04/2005 19:56)
jaomalandy e,
misy mariny raha volaninao lehiroa,fa kaza hafangaro le korana.
izy nilefa taty,satria nanomboka nitsakaraindreo tany.
fa le mampa dakoro anakay aminao le izy manjary karaha hoe izy ndro raha.
5. Lejim ( 05/04/2005 21:07)
Jaomazava> ana mbo ty hikorana fao tsy maharaka zava-misy aby. Tsy niomba avion'i Deba aby i Pierrot niala taty fa avion tsotra. Efa fantapantany fa tsy maintsy hienjehigny ingiahy dia lasagna izy nilefa. Tsy haiky eky na mahomby raha igny na tsy mahomby fao aleoko raha izah mifidy an'igny toy izay magnerigny Ratsiraka na Zafy na Ra8 amin'ny fifdianagna magnaraka!
hahah, ambilay samy miteny amin'ny teny ofisialiny aketo fao izay raha mahadakaoro zah amin' i Jaomazava!
6. iartistika ( 06/04/2005 08:00)
lejim>jaomalandy leroa! mbô zahavo tsarabe zay vô mivolagna eh,tsa atan'olo dindery. :wink:
7. Jaomalandy ( 06/04/2005 11:45)
Iartistiky! Akory manafo. Azôvy @tsika aroy dindery?
Za mety dindery, fa micomprendre passen\'ny mpanao politiky aby reo ndraiky arema (Pierrot).
Anô tsy dindery, fa aveuglé :^) ny vôlany rô. Presque 30 ans zala anô tsy ampy vôla fô, anô dindery eee!!
Tsy i Pierrot problème naka zala fa la olô aby mpanao politiky tsisy place aby rô atô karakôry.
Amiagna place dindery, tsy amiagna place magnôngana.
Zahava ma ra nahazo Ra8.
Izy kô anô mihevitry i Voninahitry J.E. olô ty tanindrazana, malahelo gasy mahatra anô very eee!! Ra bojô fô ilain\'ireo.
8. iartistika ( 06/04/2005 17:56)
I laolo tsy mahay manôratra anaranao io kony izy volagniko dindery zany eh!mariny ndreky raha koraninao, fa raha tsy nitsôry laolo io,tsy tokony hibôgno an-dafy..
9. Lejim ( 06/04/2005 18:24)
Aza midraidradraidram-poagna manafo! Olo jiaby io magnano erreur aby! Ka ohatra diso ny fanoratako agnaragn' i Jaowhatever, ino problem amin-jaigny, haha dindery ?Mangala onon-draha manafo izay vao mivaolagna olo. Izy ka efa tsy magnano erreur anare izay vao mivaolagna anahy! Izy koa tianareo, anare roe ireo samy faokafaoka aby. Mivaolambaolam-pahatany! Izay! i Jaomazava na malandy whatever tsy mahay tantaran'olo mpagnano politiky izaigny aby fao raha midraidragna fahatany fogna! Ino raha mbao marigny amin'raha nosoratana ake ire? Raha vohy 3 taogno lasagna igny marao efa adignona?
iartistika koa tsy raha misy raha idirana ake rao! Tsy ana tokony hi-reclamer agnaran'olo diso agny! Na izy tompony rao tsy mivaky loha amin-jaigny kay!
hahah! fiteim-paritra foreve!
10. iartistika ( 06/04/2005 18:30)
ndesin'ino koa moa laolo ty zalà!?
11. Jaomalandy ( 06/04/2005 19:24)
Anô Lejim eee!
Inô ma ra adigniko amin'azy io zala. Izy ka citer-ko amino aby arema aby reo tsy ômby internet ty.
La olo aby nangalatra pendant 30 ans, maro eee!
Reo ndraiky tsy nanango attentat sucide, pont ndraiky banky fô bombarder reo.
Famille Lejim fô efa 420 au moins andafy any ke.
Akory tsy marina zeny? :°)
12. Lejim ( 07/04/2005 22:05)
haha! D'accord rao!

Samy olo amin'teny anazy!
:D
13. Tanala ( 08/04/2005 09:03)
Ra azoko tsara ny tian'i Jaomalandy lazaina de hoe:
Ra toa ka tsy lany Ra8 @ 2007, ka mangalatra vola ao @ banque foibe sy manapaka pont indray. De miakatra eo ny mpitondra vaovao i Pierrot io, de iny Ra8 fa manatsatso any an-dafy any BM, manao conference national satria mety hisy cyclone indray sy mety hiakatra ny essence.
Mba logique ve ra miverina ndray Ra8 ho fidiana avy @ 2012? Zany ve tsy fanaovana tsinotsinona ny gasy?
14. iartistika ( 08/04/2005 15:48)
mangalà honondraha!(mba hianaro ihany hoa ny fiteni-paritra...)tsssss!
15. Jaomalandy ( 08/04/2005 16:05)
Iaristika zala!
Ka raha io vologniny Inga Tanala io any ra ataony I Pierrot zao ty manafo.
Dinino tsara be :roll:
16. Tanala ( 10/04/2005 13:38)
O rô Iartistika,
Agnô moa rô mihevitry ny tanala olô avy aiza.
:lol:
17. zama91 ( 05/08/2005 10:41)
Tsy ny resaka fiteny no important,ny problem pierrot nihevitra ny tenany ho victime ,tany misy lalàna ity hoy portosy izay ka tsy izay rehetra meloka no ahazo famotsoara-keloka,tsy misy ambony lalàna sy ambany lalàna fa rehefa malagasy dia mitovy jiaby nefa raha izany aza mba tokony mba ihena ihany ilay saziny mba ahafahany milatsaka amin\'ny 2007 dia ho hita eo ny maha messie na ilay antikrsty azy ,satria i perrot teo amin\'ny fitondrana niaraka an\'i deba naharitra elabe tsy hita izay vitany.

NB Ory tanala izany ve tsy avy any anala any amin\'iny sud est et centre est
18. fijo ( 11/08/2005 22:35)
ambelao aminzay manafo korana tsy mamokatra ty e,gasy aby reo tsy adala ke,hifidy olo haindreo tsy hanano raha.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0458