Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
hery ( 21/03/2005 15:22)
Forum manokana : nisy olana kely
Nisy olana vitsivitsy tsikaritra tao amin'ny forum manokana ka nisy tsy tafiditra mihitsy. Efa namboarina izany amin'izao fotoana izao. Jerijereo ary fa sao dia mba nasain'ny namana hamonjy dinika ... tohiny
hery ( 21/03/2005 10:52)
Boky vaovao - Ilay Fitia
Ilay Fitia Namoaka boky amboaran-tonokalo vaovao i [url=href="http://serasera.org/vetso/index.php?rub=poeta&pid=p402f826e900da]Ny Eja[/url] misy amboaran-tononkalo miisa eo amin'ny 78 eo ho eo. ... tohiny
novalian'i nyeja ny 03/12/2005 16:50
klown ( 20/03/2005 22:28)
m....fotsiny ihany
:-D :-D :-D :-D [url]http://sekoly.com/minonoa.jpg[/url] Fanitsiana Jereo any ampotony fa mandoto site [i]Nahitsin'i hery[/i]... tohiny
novalian'i cynthia4 ny 22/03/2005 04:48
joda ( 19/03/2005 09:53)
tantely ramonjy miss mada
sady nampihomehy ahy no nampalahelo nahita ilay film hoy aho hoe aza lany miss mada ihany izany kouaH!!!!!!!!!!!... tohiny
novalian'i fijo ny 27/07/2005 21:47
methode ( 18/03/2005 23:37)
Virus mitondra objet amin'ny teny gasy! Avy amin'ny namana??
Gaga aho ry zareo nandray message amin'ny teny gasy ny objet!! Vao natao vérification dia tonga dia nilaza ny ordi fa virus tsy voafafan'ny ordi ny ao ka tsy azo atao téléchargment!!! Efa niverimbe... tohiny
novalian'i dadabe ny 21/05/2005 04:45
Nananie ( 18/03/2005 16:26)
Rencontre inattendue.
Iza ianareo no efa nifanena tamin'ny sipany taloha? dia inona no nataonareo?... tohiny
novalian'i fijo ny 11/05/2005 21:08
hery ( 18/03/2005 15:05)
Namana Ver. 2.0 : Hivoaka tsy ho ela
Eo am-pikarakarana ny takelaka Namana Tao faha 2.0 izahay amin'izao fotoana izao. Mila faharetana kely fa andro vitsivitsy sisa... Jereo ny hafatra amin'ity lohahevitra ity hijerenao ny fivoaran... tohiny
novalian'i hery ny 24/03/2005 13:52
rurik ( 18/03/2005 14:29)
hanatsingita sy henakisoa
ary ianareo ve efa nihinana hanatsingita sy hena kisoa? tena matsiroa.... tohiny
novalian'i rurik ny 17/05/2005 14:05
ravatorano ( 18/03/2005 12:27)
fanovana mambra ao amin ny governemanta
Fanitsiviny izao no nisy fanovana io governemanta Sylla io ary dia tamin ity farany ity dia Ingahy praiminisitra Lefitra mihitsy no nisaorana fa nahavita ny adidy nampiandraiketina azy. Gagagaga ihna... tohiny
novalian'i fijo ny 05/04/2005 20:04
pd ( 18/03/2005 11:36)
fanasana ho an'izay tia sport
izaho dia anisan'ny tia sport ary anisan'ny mpanao ihany koa taloha ka hatramin'izay nahatongavako teto france izay dia nijanona tsy nanao in- tsony aho. Ka izao aho dia maniry ny te hanohy hanao spor... tohiny
novalian'i jon ny 08/09/2005 15:13
xxx ( 18/03/2005 11:00)
nandratra olona ny chaffeurn'ity 205 N (xxx)
nisy 205 maitso mitondra ny laharana (xxx) no dépassé-nay teo ampahibe omaly 17mars teo anelanelan'ny t@ 5-6 ora hariva, kanjo noho ny voa dépassé-nay izy dia nanompa t@ klaxon, dia nanenjika anay... tohiny
novalian'i sheran555 ny 18/07/2005 14:51
odoie ( 18/03/2005 01:37)
Gazetiko, 17 marsa 2005
"Fa omaly tao amin’ny Lapan’Ambohitsorohitra ihany koa no nilazan’ny Filohan’ny Repoblika fa mikasika ny fiakaran’ny vidim-bary dia tsy ny eto amintsika ihany no misy izany fa saika eran-tan... tohiny
novalian'i kitjo ny 02/07/2005 10:32
xxx ( 17/03/2005 22:11)
Namana tsy hita; fa nankaiza?
Mba mpanaraka Forum eto ihany aho na dia tsy mandray anjara matetika aza. Asa anefa na izaho no tsy naharaka ny dinika rehetra teto fa toa hoatry ny misy namana nalaza be teto @ Forum, anisan'ny mpan... tohiny
novalian'i fijo ny 18/08/2005 19:52
Ralay ( 17/03/2005 21:00)
FANKALAZANA NY PAKA FFKM - RNS 2005
Ny Aumônier National sy ny mpanampy azy Ny Filoha sy ny Birao Nasionaly Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'ny Tompo. Efa fantatsika rehetra moa fa isaky ny fotoana fankalazana ny Paka ... tohiny
novalian'i dadabe ny 24/03/2005 14:00
felampaiso ( 17/03/2005 13:43)
mahaleo: le film
henonay fa efa nivoaka any an-dafy any ilay film momba ny " tarika mahaleo ", manao ahoana ny fomba fitsaranao namana any izay efa nijery ? =D> ... tohiny
novalian'i fijo ny 06/07/2005 19:52
mishou ( 17/03/2005 11:26)
Hotely
Niditra hotely gasy hono ty ranamana fa tena kola avy niasa, dia nikaomandy Nem 3 Lasoupy soukril 1 Dia rehefa voky tamin'ireo hono dia nilaza hoe mba asio kafe madama mantsy ilay serveuse. Inona ... tohiny
ikotofetsy ( 17/03/2005 02:01)
mari-pahaizana
Mahavariana ny fitanisana ny mari-pahaizan'ireto chefs de regions, ny an'ny solombavam-bahoaka anefa afem-penina fa "mahamenatra" angamba na tsy misy hotanisaina koa ny marina. samia ary mba mitani... tohiny
ikotofetsy ( 17/03/2005 00:46)
valala any atsimo
Mampalahelo fa dia tratran'ny valala indray ny faritr'i Toliary II Ankehitrio. Enga anie ka tsy fihatsaram-belatsihy fotsiny ireny fanaovan-tsonia ny fifanarahana "Kyoto" momba ny tontolo iainana. ... tohiny
ikotofetsy ( 17/03/2005 00:46)
Valala any atsimo
Mampalahelo fa dia tratran'ny valala indray ny faritr'i Toliary II Ankehitrio. Enga anie ka tsy fihatsaram-belatsihy fotsiny ireny fanaovan-tsonia ny fifanarahana "Kyoto" momba ny tontolo iainana. ... tohiny
intelligenzia ( 16/03/2005 23:35)
Ny Tontolon'ny anjerimanontolo
Mazava be ny voalaza ao amin'ny gazety tribune, dia mpanaikinaiky fotsiny izay tenin'ny mpamatsy vola ny mpitondra fa tsy misy fisainana fampandrosoana sy fitiavan-tanindrazana: ----------- Quoi ... tohiny
novalian'i xxx ny 14/08/2005 19:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.9903