Hotely
1. mishou
(
17/03/2005 11:26)
Niditra hotely gasy hono ty ranamana fa tena kola avy niasa, dia nikaomandy
Nem 3
Lasoupy soukril 1
Dia rehefa voky tamin'ireo hono dia nilaza hoe mba asio kafe madama mantsy ilay serveuse.
Inona ary no asan'ity ranamana ity o
Mahazo niz'oroko izay mahay o, izaho moa izany mpizara biz'oroka fa 0.56 euros dia mahazo 10 dia ampikatrohana ati-doha izay omena iray ihany o :lol:
Mazotoa daholo fa akafa 2 andro indray ny valiny e

novalian'i iartistika ny 29/03/2005 15:55
3. mishou
(
17/03/2005 19:27)
poika, tsy izany no valiny ry sonwin an, tsy mahazo biz'oroka na dia nanome ahy aza :^)
5. mishou
(
17/03/2005 23:23)
tairo ary fa biz'oroka 2 ho an'i artistika raha vao tsy mahita kosa dia manome ahy biz'oroka 2 an!
;-)
;-)
7. dadabe
(
18/03/2005 15:53)
fa ngaha tsy maintsy 3 no isan'ny nem ,efa ramaka v tsy hatao 5 farafahakeliny
:roll:
:roll:
10. mishou
(
18/03/2005 20:14)
mpiasan'ny jirama ilay olona, satria nisy étiquette nisoratra jirama teo @ blouson nentiny niditra tao @ ilay hotely.
Aza tezitra daholo fa izay mihitsy ilay fandehany. Ankamantatra mampivonto fo, tsy misy ifandraisana @ ilay zavatra nohaniny mihitsy ilay asany.
Mazotoa dol dol fa @ manaraka indray rehfa famifamy omeko iray mampibontsina orona e 8-) 8-) 8-) 8-)

11. maditra
(
19/03/2005 01:40)
izay ny anareo ry mpanao ankamantatra!hihihihih! Zah efa tratran'io indary mandeha izay!
rabe hono niteraka razanadrabe dia razanadrabe niteraka razafindrabe, razafindrabe hono niteraka razafiafindrabe, dia niteraka koa hono razafiafindrabe. Iza no anarany?
mety tsy hamaly ianareo fa mbola tsy valiako izao kosa ny valiny na dia izany aza. hihihihihih

12. Fithy
(
19/03/2005 14:08)
razafindohalidrabe, dia avy eo indray razafikitrokelidrabe, dia avy eo razafimpaladiandrabe, dia... tsy haiko intsony
14. sonwin
(
19/03/2005 15:40)
mishou> tsy mpiasan'ny jirama izany ilay olona fa blouson avy nangalariny iny, dia reraka nicross nitsoaka izy da nikaly kely tao amin hotely. Mpangalatra ny asan'ilay olona.
maditra> Eric no anaran'ilay zaza
maditra> Eric no anaran'ilay zaza
15. maditra
(
19/03/2005 17:21)
tsara tsatoka doly na fithy na sonwin fa saingy mbola tsy marina. Misaotra amin'ny fandraisana anjara. Ny anaran'ilay boay kely dia natao i Bema.