Hotely

21. dadabe ( 21/03/2005 13:43)
=))=))=))aleo zah no himemem rehefa tsy anao izy
22. iartistika ( 27/03/2005 13:42)
sonwin> :-D :-D :-D :-D :-D
23. dadabe ( 27/03/2005 14:20)
bema zany anie avy @ny hoe bemolotra e,ka sao kosa ary de bemaditra bemolotra le :wink:
24. maditra ( 28/03/2005 01:12)
Efa tsy hay intsony iny ry dadaRabe an! :-D Izay mahamety azy ao ihany no ataovy!
25. dadabe ( 28/03/2005 16:49)
hay aleo atao hoe dadarabemaditra zany e hihih
26. iartistika ( 28/03/2005 17:33)
dadarabe! masina hoy izy, foooaaaa.....
27. maditra ( 29/03/2005 04:05)
hahahahahah! izay mihitsy! :-D
28. dadabe ( 29/03/2005 13:32)
fooooaaa fooooaaaa !...mahazo sipa ato @serasera i iartistika hoy izy...masina ianao hoy izy ...de...de.... maditra kou ho lasa hendry hoy izy
29. iartistika ( 29/03/2005 15:45)
dadabe> enga anie :roll: :-D
30. dadabe ( 29/03/2005 15:48)
iartistika >hitadiavako ve elah e?snou sa metisy snou sa metisy gasy hihihi masina enao hoy izy
31. iartistika ( 29/03/2005 15:55)
gasy ka manja ihany! ny vita sinoa vao hanaovana indrepa de simba ko!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.039