FANKALAZANA NY PAKA FFKM - RNS 2005
1. Ralay
(
17/03/2005 21:00)
Ny Aumônier National sy ny mpanampy azy
Ny Filoha sy ny Birao Nasionaly
Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'ny Tompo.
Efa fantatsika rehetra moa fa isaky ny fotoana fankalazana ny Paka no misy ny RNS na Fihaonam-be ara-panatanjahantena ifanaovan'ny Malagasy eran'ny Frantsa. Tsy miova fa amin'ity taona ity dia any VICHY ihany no hanaovana azy dia ny 26 - 27 - 28 marsa 2005;
Hatrany am-boalohany dia miezaka ny Fiangonana mba hisy Fanompoam-pivavahana ny Paka : Eokaristia ho an'ny Katolika, Culte ho an'ny Protestanta. Satria ny PAKA no fety lehibe indrindra ho antsika kristianina. Manahirana anefa ny manatanteraka izany satria tsy miankina amin'ny Fiangonana ny RNS. Tsy azontsika atao koa ny mitsabaka amin'ny fandaminana ataon'ny hafa. Nisy foana ny ezaka mba fara-faharatsiny misy Fanompoam-pivavahana iarahana mankalaza ny Paka. Ary isaorana mialoha ireo zanaky ny Fiangonana manampy amin'izany.
Amin'ity taona 2005 ity dia nanao ezaka ny Komity mpanomana ny RNS , nanendry olona iray hifandray amin'ny FFKM FRANTSA. I Princis RAKOTOZAFY, mpiangona eto amin'ny Fiangonana Katolika Malagasy eto Paris . Naseho tamin'ny Komitin'ny FFKM FRANTSA izy ny Alahady 23 janoary, niaraka tamin'ny Filoham-piangonana telo mirahalahy ( Beloha, Pasitera RAVALITERA ary ny Révérend TOUTAIN). Niezaka ihany izahay sy Mompera Beloha mba hisy Fankalazana Eokaristia any amin'ny RNS fa tsy nanaiky ny Komity mpanomana noho tsy fisian'ny fotoana sady manahirana ho an-drizareo ny fifandraisana amin'ireo tsy mpivavaka sy hafa finoana satria ny RNS dia tsy miankina amin'ny Fiangonana ary tsy manao politika no tsy manavakavaka ara--pinoana na ara-poko na ara-pirazanana...
Efa zava-dehibe ny fanomezana alalana ny FFKM FRANTSA hanao Fanompoam-pivavahana. Isaorana ny Komity Mpanomana ny RNS izany.
Koa dia Fanompoam-pivavahana ekiomenika ihany izany no misy amin'ity taona ity. Manao antso avo ho an'ireo izay ho any amin'ny RNS 2005 izany mba hankalaza ny PAKA any toerana ary hampiely ny vaovao amin'ny Fiangonana rehetra. Aelezo izao filazana izao isam-piangonana :
FANOMPOAM-PIVAVAHANA EKIOMENIKA
Fankalazana ny PAKA
Karakarain'ny FFKM FRANTSA
NY ALAHADY 27 MARSA 2005 amin'ny 8 ora maraina
Any VICHY ho an'ireo izay mandray anjara amin'ny RNS
I Pasitera RANDRIA Christian ( FPMA )
I Mompera ANDRIANARIMANANA Léon, m.s. ( ANCMF / EKAR )
Koa aoka isika hanatona an'i Princy RAKOTOZAFY rehefa tonga any an-toerana mba hifandamina eo amin'ny fizaran-draharaha. Misy ezaka manokana eo amin'ny fanentanana mba ho maro ny kristianina hankalaza ny Paka.
Ho antsika katolika dia efa nisy ezaka tany aloha mba nasiana LAMESA saingy olona 10 raha be indrindra no tonga tao.
Koa samia ho tahian'Andriamanitra hanao Herinandro Masina tsara daholo.
ELIASY Liva, tonian'ny FFKM FRANTSA

novalian'i dadabe ny 24/03/2005 14:00
5. dadabe
(
18/03/2005 17:14)
rahoviana hoa ny paka?zah sady tsy misy kalendrier no tsy misy fiangonana hidirana kle :( :( :(
6. sonwin
(
18/03/2005 19:29)
dadabe . tsy mahagaga ka..ny pakan'i dadabe hafa kely..toa misy karazany roa moa ny paka amin dadabe? :roll:
9. Mifenty
(
20/03/2005 12:23)
fa inn klou le paka resahina eto sady rôvina tkou ry zareo le izy a
Mba valio i dadabe kle.
De ho an'ny protestà sy katolika iany zany le izy io fa ny hafa ve tsy mahazo miditra?
oatra ny anglikana na ny evanjelika. sa tsy possible hisy anglikana sy evanjelika ho tonga any Vichy amin'io.
faha 30 taona anie io eh.
De tena marina tkou oe raoviana zany kle.

10. dadabe
(
20/03/2005 14:35)
mifenty> :wink:
mety tsy mahazo miditra angamba lesy zah matoa zareo tsy ,mamaly a.tadidin'ialahy ve le hira hoe "E rankizy(2),midera ny Tomponao,mba tsarovina fa izy ,no mba fiarovanao, E hosana..... sy le hoe
HE Arahaba ,andro paska e........fahafatesana

11. Mifenty
(
20/03/2005 16:37)
eny lesyle
Ny tena milay lty le oe
Indro fa mitsangana
Jesoa efa mangana
Mety ho tsaraina ety
Nefa ho mpitsara ary ah. hihihh (chemin de la croix io)
alaivo sary an-tsaina anie io scène io eh.
Vizana be i Jesoa nefa roll am n'io
de aveo ndray le oe novetavetain'ny miaramila Jesoa.
diso aho notevatevain'ny miaramila mantsy eh.

14. cynthia4
(
22/03/2005 03:45)
Dadabe>
Ça fait longtemps que je t'ai pas vu sur le serasera d'une réligieuse à côté ! Ou était tu ?
Apilisy

16. sahary
(
24/03/2005 04:06)
dadabe sao de tsy azo ampidirina ampiangonana kosa ary nareo sao de may eo ny alitara klé
18. Mifenty
(
24/03/2005 09:51)
tsy tokony afangaro ny sport sy ny vavaka kle.
efa nisy oe nivavaka v teo mamasina fa anao bol ny scorpion le.