Boky vaovao - Ilay Fitia

1. hery ( 21/03/2005 10:52)
Ilay Fitia

Namoaka boky amboaran-tonokalo vaovao i Ny Eja misy amboaran-tononkalo miisa eo amin'ny 78 eo ho eo.

Ny toerana ahafahana mividy io boky io amin'izao fotoana izao dia mbola ao France ihany fa azo atao ny manoratra mivantana amin'ny mpanoratra ilayfitia@yahoo.fr na solomamp@yahoo.fr

novalian'i nyeja ny 03/12/2005 16:50
2. zenith ( 22/03/2005 14:18)
tiknao eeee (l) :*
3. chipie1 ( 22/03/2005 18:01)
France aiza ry hery ?
4. hery ( 23/03/2005 06:49)
chipie1> aleo mifandray mivantana amin'io email io fa misy adiresy omeny anao.
5. chipie1 ( 23/03/2005 13:22)
ok dia misaotra
6. mahefahely ( 24/03/2005 07:45)
mahafinaritra raha efa misy mahasoratra boky hoatri'zany any ivelany any voninahirt ano antsika malagasy izany e de mahazota manoratra ry Eja e
7. nyeja ( 25/03/2005 04:22)
:D faly be aho mahita ny hevitra izay ataonareo eto
ny momba ilay fitia dia boky mirakitra tononkalo ranofotsiny izy io, miisa eo amin'ny รจ_ eo ho eo ny ao anatiny ary voalaza ao avokoa efa hoe fitia.
araka ny efa voalaza dia any france no ahitana azy ankoatra ny eto madagasikara izany, maniry aho ny mba handraisanareo namana ny boky , mifanohana isika e
15euros+3euros sarany.
manomboka ny 4avril any dia efa misy ireo boky ireo ao
Mr solomampionona Simon
11, rue de quiconce
Viry Chatillon
France
fa manomboka ny 20 avril kosa dia efa hivarotra azy koa ny www.vanilland.com izay iasako amin'izao fotoana izaoka ao amin'ny rubrique boutique no ahitana azy.
izay no masaka azo atolotra dia manantena antsika rehetra Ny Eja

8. nyeja ( 25/03/2005 04:32)
dia mankasitraka an'i
hery, mahefahely, chipie1, zenith, aho an :-* :-* :-* :D
bizzzzz mamy be
9. nyeja ( 26/03/2005 13:40)
coucou daholo,
momba ny boky ihany dia faly aho milaza aminareo fa iray amin''ireo boky amidy ao amin'ny stand gasy mandritra ny fampirantiana " parfum de madagascar sur Saint Germain des Pres any Paris (France) mandritra ny "expo vente d'ouvrage sur Madagascar" "ilay fitia " .
10. miro ( 24/09/2005 11:05)
variana fotsiny aho mamaky ny voalazanareo ny teni kely ho lazaiko dia tohano ny poety malagasy fa tena mahaviya azy sa ahoana? ok
11. anarah ( 02/11/2005 13:11)
na ny lohateniny fotsiny aza dia efa ahitana hoe tsara ny ao anatiny
12. nyeja ( 03/12/2005 16:50)
misaotra betsaka manohana ny boky malagasy e dia bizoroka an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2681