Namana tsy hita; fa nankaiza?

1. xxx ( 17/03/2005 22:11)
Mba mpanaraka Forum eto ihany aho na dia tsy mandray anjara matetika aza. Asa anefa na izaho no tsy naharaka ny dinika rehetra teto fa toa hoatry ny misy namana nalaza be teto @ Forum, anisan'ny mpanome aina mihitsy, nefa toa tsy hita intsony. Sa ve manao vakansy dia mbola tsy niverina? Sa ve niova PS fotsiny? Aza omena tsiny izaho raha milaza izany fa hoatry ny mba nanaitra ahy ihany ny tsy fahitana an-dry zalahy ireo tato ho ato izay, nefa mba namana mahafinaritra toa ireny.
Aiza ianareo ry zalahy fa tena mba manina anareo ny "namana"?
novalian'i fijo ny 18/08/2005 19:52
2. fijo ( 17/03/2005 22:35)
za koa mba gaga ny tsy nahitana tampoka andry zareo ireo.ny antony moa dia ry zareo ihany no mahalala azy fa dia miandry isika e
3. moi ( 18/03/2005 05:10)
Hanoraty ry zareo e !

Aiza ianareo ry zavavy ô ?
4. bichette ( 18/03/2005 07:16)
iza ohatra ?
5. pitchou ( 18/03/2005 11:11)
misy maromaro ihany ka!
6. booboo ( 18/03/2005 11:27)
7. DADA ( 18/03/2005 12:01)
:D Aza omena tsiny ry reto fa mbola manao eco kely @ resaka fotoana sy sôsy a, :wink:
8. hery ( 18/03/2005 13:00)
Anontanio mivantana fa hahazo valiny mahafatra-po :-)
9. sonwin ( 18/03/2005 14:03)
efa tsy dia manam-potoana intsony ry zareo fa lasa nanambady..nifankahita tato :wink:
10. dadabe ( 18/03/2005 14:55)
mety manomana herinandro masina kosa e :wink:
11. notron ( 18/03/2005 16:00)
Mety midtra forum ihany izy fa sangy manao xxx de tsy fantatrareo.
12. iartistika ( 18/03/2005 17:50)
mbola mandinika ny zava-misy ry zalahy sy ry zavavy :roll: :roll:
13. sonwin ( 18/03/2005 19:24)
mikotroka ny tena marina e, efa hitany izay notadiaviny teto dia lasa amizay ry zareo
14. iartistika ( 18/03/2005 19:25)
in le notadiavina? namana sa vady sa inona?
15. sonwin ( 18/03/2005 19:27)
vinavinao eo e
16. cutie ( 18/03/2005 19:39)
nga kou mou voatery tsy maintsy hitady??
17. methode ( 18/03/2005 23:50)
Ka le namana tsy hita izao mbola tsy fantatra hoe iza ko!!! Za aloha mbola eto ihany na tsy hita aza e!!! Tsy mbola misy cam ny forum mantsy de tsy hita za :lol: :oops:
18. sonwin ( 19/03/2005 19:27)
Fandalovana ny fianana an-tany, tsy misy natao ho mandrakizay, tsy maintsy mbola hanjavona ato daholo ihany na ho ela na ho haingana...mpandalo e, indrisy fa mpandalo e, mpandalo ianao
19. iartistika ( 19/03/2005 19:46)
misy fahamarinany ihany zan,y kozinareo zany :roll: :roll:
20. dadabe ( 20/03/2005 14:18)
ianareo koa toa shagnagna! efa hoe nisy TSUNAMI nandalo teto de nisy vita maromaro tato,mety lasa ny rano angamnba ny sasany (ramaso,ikaretsaka,lallah,amoureuse,........)izay ihany zao no fantatro hoe lasan'ny rano ,ny tsy hita popoka mbola manginy fotsiny
:wink: :D de ampy a
NB:tanjemo sao de zah mikozy indray no alefa a :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1825