Namana tsy hita; fa nankaiza?

21. sonwin ( 20/03/2005 14:24)
Eto ange ilay hoe serasera e, foto-teny "sera" , izany hoe mandalo dia miserana e
22. yonikafopl ( 20/03/2005 16:10)
hihihihih
mampme kou nareo tssssss
23. fijo ( 22/03/2005 00:14)
ny iray toa any amin'i cutie ko.ao ambany fandriana.
24. cutie ( 22/03/2005 02:26)
Mba asio resaka matotra mou ry reto fa tssssssssss
8O
25. sahary ( 22/03/2005 03:57)
aleo agnay mba hivôlana fa lazain-dreo lasan'ny TSUNAMI eo koa!
26. moi ( 22/03/2005 05:15)
sao dia niova PS ?
Fa raha tsy mipoitra ao aorian'ny vakansy, fa nandalovan'ny Tsunami, ndao hangina kely raimm isika (minitra fahanginana). :cry:
27. sahary ( 22/03/2005 09:48)
dadabe,malahelo an'i amoureuse ndray nga njy
28. kinaoly ( 22/03/2005 11:06)
=)) ngô de lanin'ny kary ?
29. chipie1 ( 22/03/2005 11:27)
=)) =)) kinaoly
30. pitchou ( 22/03/2005 17:32)
kinaoly> ngah nisy kary nihaodihaody tao?
31. sahary ( 23/03/2005 04:00)
le namana ato zany samy manana ny antony tsy ahitana azy,eo ireo izay tsy te hiditra fotsiny @zao,ao ireo izay te hiditra nefa tsy avela tsotr'zao fa "banievana" ny serveur,koa de raha mbola afaka miditra aloha de araraoty ihany.Zany ry dadabe an!
32. kitjo ( 23/03/2005 05:24)
ty za fa manao presence!
Mbola velona tsy lasan tsunami fa tsy afaka fts nohon'ny antony manokana fa satry ho ato foana e.
"Mangalatra" sisa.

Ps vaovao dahlo ny ato, namana vao2 ve sa ny teo iany fa nisolo akanjo?

33. yonikafopl ( 23/03/2005 13:24)
kitjo hih so de njy no niova ho olom-baovao???
fa i ramaso tokotrany wa mba aiza e???
34. dadabe ( 23/03/2005 13:32)
sahary> :wink:
asa r'izareo na fifanandrifinjavatra fa tena misy tsy milay a,isaky ny manokatra www.namana.serasera aho de maty ho azy ny matos ko(misy virus"PE.VIVALDO.08"izany efa nanomboka hatramin'ny asabotsy -zao??????? fatsy hoe zah akory tsy ao a,
HERY>raha ao ise de mba omeo fanazavana fa tena tsy azoko intsony kle,sa misy mpandefa virus ato @serasera ato e?
:D de ampy a
35. fijo ( 23/03/2005 22:12)
kitjo "fijo " ve de ps vaovao?hi hi hi
aiza marina ramaso e.
36. Ramaso ( 24/03/2005 06:45)
ty za fa ahoana?

kitjo sy karetsaka: nanao ahoana ihany?
Aiza ny gateaux anay?
37. dadabe ( 24/03/2005 07:33)
ramaso >aizaeeeeeeeee ataonay fa lasan'ny TSUNAMI aza toi kou
arabaina lesy tsy maty fo aman'aina a :wink:
38. sonwin ( 24/03/2005 15:33)
Ary raorona rahoviana hono no ho hita eto indray?
39. yonikafopl ( 24/03/2005 16:01)
iny eny ramaso , tafaverina soa ramaso a!!
iza kou ty raorona ry sonwin??
de i lema kounkou tsy hita tsony aleo antsoina sao mipoitra kou.
40. iartistika ( 24/03/2005 16:36)
fa iza lelema?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2345