Namana tsy hita; fa nankaiza?

81. fijo ( 06/04/2005 21:33)
ndry be resaka ko
82. iartistika ( 07/04/2005 08:24)
ary mba nankaiza ary le ray be zay toa tsy hitahita???
83. sonwin ( 07/04/2005 10:03)
mbola variana any amin nenibe izy e
84. rurik ( 07/04/2005 10:09)
mampiomahy ahy ianareo :-D :-D :-D :-D :-D :-D
85. dadabe ( 07/04/2005 15:12)
eto lesy zah frera fa manaraka ny jeu anareo fotsiny a,aza ampijalina i nenibe :wink:
fijo>efa fay izy ka
yonika> :wink:
86. fijo ( 07/04/2005 21:28)
faizo mihintsy fa mitady hibolila ko,izahay tsy te hanana bebe ratsy
87. xxx ( 08/04/2005 15:28)
o fay io fa midanaka takaka takaka fay fay indray izay indray o
88. iartistika ( 08/04/2005 16:10)
rasam zay oh???
89. yonikafopl ( 08/04/2005 21:10)
iza kou ny namana tsy tazana tsony kay?
90. sonwin ( 09/04/2005 10:01)
iza tokoa moa?
91. iartistika ( 09/04/2005 12:31)
iza ary oh??
92. fijo ( 03/05/2005 21:58)
iza ry ramaso o
93. babalahy ( 18/08/2005 15:29)
Lasa nitsena olona handeha hono izy fa andraso any Dago.
94. fijo ( 18/08/2005 19:52)
any izany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1179