Namana tsy hita; fa nankaiza?
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
61. pitchou
(
30/03/2005 18:48)
ka sarotra kosa ange ny hilaza nefa tsy afaka ho any isika namana e! fa tsy maninona koa raha efa vita soa aman-tsara vao milaza ka!
![](https://avatar.serasera.org/087f280216710d2353215bec0325655c.jpg)
63. dadabe
(
31/03/2005 06:28)
izany kounkou zao mbola size vaovao njay ,ary niantsinana aiza klou ty ikaretsaka e?
![](https://avatar.serasera.org/84f9574b1743df2c9db584262ad328d0.jpg)
65. ravatorano
(
31/03/2005 10:52)
i mimich dia niova lasy kely fa mbola ho avy eo izy eh raha ny resaka nifanaovanay faran.
i vonikazokely no tena nahavariana ahy fa mba lasa aiza ? tena efa lea b anie izay eh :cry: ...
i ramaso sous marin kah eo ihany fa manao sary milentika hihihihihi :-P
i vonikazokely no tena nahavariana ahy fa mba lasa aiza ? tena efa lea b anie izay eh :cry: ...
i ramaso sous marin kah eo ihany fa manao sary milentika hihihihihi :-P
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
67. pitchou
(
31/03/2005 18:53)
ramaso> ahoana indray izany manao sous marin izany? sa tena rendrika ny lakana nitana?
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
72. fijo
(
01/04/2005 20:47)
hay mimich mbola any ihany.
i voninkazokely mbola misy zavatra mahasahirana azy ka.mifandray amiko matetika izy
i voninkazokely mbola misy zavatra mahasahirana azy ka.mifandray amiko matetika izy
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
77. pitchou
(
05/04/2005 17:34)
yoni> aza manao an'zany kosa akia sao ataon'ny sasany fay sakafo eo izy a!