Namana tsy hita; fa nankaiza?
44. pitchou
(
24/03/2005 18:29)
ramaso> ahoana indray ity vetivety d tsy hita elabe vao hita? d tonga tsy miarahaba? salut alou toi e! taiza fôna zay ela be izay?
46. fijo
(
24/03/2005 22:39)
aza adalaina ramaso fa zara aza tafaverina e.ary inona lty izany resaka mofomamy izany an
47. dadabe
(
25/03/2005 06:10)
fijo>hhmm resaka kaly njay zay ,fo aman'aina lesy a tssssss
chipie1>ka i bebe angamba lasan'i TSUNAMI kle
vita ihany tokoa angaha ny mariazin'i ikaretsaka sy i kitjo?????????? :wink:
sahary >mba hitadiavo rangah fa zah efa tsy afa-mihetsika eto ambony fandriana tsony a,miandry tataka eto sisa :wink:

54. Ramaso
(
29/03/2005 02:18)
tsssss kay natao mariazy karetsaka sy kitjo de tsy nikozy..
sur ndray e
sur ndray e
55. xxx
(
29/03/2005 13:17)
D aôna ndray zany tsy akikôzikôzy zany kle!!! Alefaso aloha ny tapimaso @zany mariazyriazy zany e! 8O
57. dadabe
(
30/03/2005 05:52)
ka efa hoe efa vita kou inona ary ity ,fa mety ny zaza no lasa aloha de aleo tsy mikozy @namana hihihi
59. pitchou
(
30/03/2005 17:44)
fantatra alou fa lasa niantsinanana i karetsaka e! dia raha vita soa aman-tsara moa dia miarahaba azy isika sady mirary ny soa sy fanambinana rehetra ho azy! fa hiangaviana angamba rizareo tsy hanao 7 lahy 7 vavy fa sarotra be ny mouvement raha misy tsunami an!
60. yonikafopl
(
30/03/2005 18:34)
hihihihihi
nareo kosa eee!!! de na de inn aza ve de tsy hampilazaina ny namana e!!!, za kalou tsy mino we natao mariazy i Ika sy Kitjo e!! fa zany we tsy hita zareo fa sahirana am fabnomanana rehetra ngamba, asa kalou ee