hanatsingita sy henakisoa

1. rurik ( 18/03/2005 14:29)
ary ianareo ve efa nihinana hanatsingita sy hena kisoa? tena matsiroa.
novalian'i rurik ny 17/05/2005 14:05
2. sipagasy ( 18/03/2005 18:11)
inona izany anantsingita????? :roll:
3. iartistika ( 18/03/2005 18:18)
anatsipolotra ve zany rurik?
4. booboo ( 18/03/2005 18:35)
ana-mangidy ve zany ? somary madinika izy dia fatao @ henakisoa dia mangidingidy tsara iny avy teo. Sa ? :roll:
5. rurik ( 19/03/2005 09:40)
Ianareo angamba tsy nipetraka tany mbanivohitra é ny hanatsingita dia maniry eny @ sisin'ny valaparihy izaho aloha diso fa tsy hita eny antsena é ny raviny dia madinika kely izay.ny anamangidy ve tsy hanamamy ihany fa ilay dimbiny é ?
6. booboo ( 19/03/2005 09:52)
tena tsy mitovy ny anamamy sy ny ana-mangidy na samy mangidy aza ireo.

Ka tany ambanivohitra mihitsy aza no nampianatra ahy io anarana anana io. Mety samy manana ny fiatsony azy fotsiny. :roll:
7. iartistika ( 19/03/2005 18:11)
anamangidy ve tsy anatsinahy eh?
8. sonwin ( 19/03/2005 19:47)
ny ahy indray dia ananiany ihany no karazana anana haiko
9. rurik ( 21/03/2005 09:39)
ny anatsinahy anie tsy mangidy é sa ilay efa hantitra no nandramanao? maba hatoroy anay ny fikarakarana azy(ilay ananiany)ilay anatsingita dia ananamaniry @sisin'ny valaparihy. sa andefasako sationany ianareo?
10. iartistika ( 22/03/2005 17:36)
aleo za mihitsy no ho any :wink: :wink:
11. rurik ( 23/03/2005 13:51)
Eny ary fa dia miandry anao é :^) :^) :^) :^) :^) :^)
12. iartistika ( 23/03/2005 16:44)
ataovy betsabatsaka ny vary ary fa za mazoto homana be! :miam: :miam:
13. rurik ( 25/03/2005 11:12)
sasao tsara ny kibo fa :evil:
14. iartistika ( 25/03/2005 18:46)
fa ahoana?
15. rurik ( 27/03/2005 15:00)
fa hikarakara vary be menaka aho :miam: :miam: :miam:
16. iartistika ( 27/03/2005 17:01)
de raoviana ary fa tena ho avy anie zà eh! :wink:
17. majakely ( 30/03/2005 12:15)
ny anatsingitra ve tsy toa an'irenynfougère ireny izy sa ?
18. rurik ( 20/04/2005 15:47)
hoatran'ny fougère fa madinika kely dia maniry eny @sisin'ny valaparihy.haindry ve ry manjakely?
19. majakely ( 24/04/2005 12:27)
ye rurik, efa nihinana zah ka !!
20. rurik ( 27/04/2005 14:31)
manjakely matsiro e :miam: :miam: :miam:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3622