Accueil
Sujets
Inscription
Connexion
hanatsingita sy henakisoa
21. majakely
( 03/05/2005 10:14)
ye, rurik.
Répondre
22. rurik
( 06/05/2005 16:41)
sady hafa ihany ny any ambanivohitra e ! any ambanivohitra mantsy no ahitana azy . dia hitandry na menaka fotsiny aza dia hm :miam: :miam: :miam: matsiro a ary inona koa ny hanana hafa hainareo kay?
Répondre
23. iartistika
( 08/05/2005 16:17)
rahoviana aloha le hiaraka hinana an'le anatsingita ry rurik ah??
Répondre
24. rurik
( 17/05/2005 14:05)
ka miandry anao ko .tongava e :miam::miam::miam:fa mbola hanafatra aho aloha an:-*:-*:-*
Répondre
1
2
Répondre
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0782